Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

IZA NO ANARAN’IREO ZANAKALAHIN’I JAKOBA 12?

1. ․․․․

․․․․․

․․․․․

․․․․․

․․․․․

․․․․․

․․․․․

․․․․․

․․․․․

․․․․․

․․․․․

․․․․․

Ampifandraiso amin’ny tsipika hoe taranak’iza ireto ambany ireto.

2. Jesosy

3. Mosesy

4. Saoly Mpanjaka

Iaraha-midinika: Nahoana i Josefa no nampijalin’ireo rahalahiny? Mba hanahafana an’i Josefa, inona no hataonao raha mampijaly anao ny iray tam-po aminao, indraindray?

OVIANA NO NITRANGA IRETO?

Iza no nanoratra ireo boky ao amin’ny Baiboly ireo? Ampifandraiso amin’ny tsipika ilay boky sy ny daty mety ho nahavitana ny fanoratana azy.

607 T.K. 539 T.K. 40 A.K. 61-64 A.K. 65 A.K.

5. Fitomaniana

6. 2 Timoty

7. Titosy

IZA ÀRY AHO?

8. Noderain’i Paoly ny finoana tsy nihatsaravelatsihy nananako sy ny zanako vavy.

IZA ÀRY AHO?

9. Nahazo alalana hanendry anti-panahy tany Kreta aho.

ATO AMIN’ITY GAZETY ITY

Valio ireto fanontaniana ireto, ary fenoy ny andinin-teny banga.

Pejy 6 Inona no anisan’ny antony mahafaty ny olona, rehefa misy loza voajanahary? (Mpitoriteny 9:․․․)

Pejy 10 Ahoana no ahafantarantsika fa sarobidy amin’i Jehovah ny ain’ny zaza? (Salamo 139:․․․)

Pejy 20 Nahoana no tsy mampaninona an’i Jehovah izay fiavianao? (Asan’ny Apostoly 10:․․․)

Pejy 26 Nahoana no ilaina ny mijery lafy tsaran-javatra? (Ohabolana 17:․․․)

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireto sary ireto. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

(Valiny, pejy 22)

VALIN’NY PEJY 31

1. Robena, Simeona, Levy, Joda, Zebolona, Isakara, Dana, Gada, Asera, Naftaly, Josefa, Benjamina.—Genesisy 49:2-28.

2. Joda.—Lioka 3:33, 34.

3. Levy.—Eksodosy 6:16, 18, 20.

4. Benjamina.—1 Samoela 9:1, 2, 15, 16.

5. Jeremia, 607 T.K.

6. Paoly, 65 A.K.

7. Paoly, 61-64 A.K.

8. Loisa.—2 Timoty 1:5.

9. Titosy.—Titosy 1:4, 5.