Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

IZA NO NILAZA AN’IRETO?

Ampifandraiso amin’ny tsipika ireo teny sy ny olona nilaza azy.

Mosesy

Petera

Jaona

Adama

1. “Ry zanako malalako, mitandrema tena amin’ny sampy.”

2. ‘Ankehitriny dia taolana avy amin’ny taolako ity.’

3. “Ny Devoly fahavalonareo mandehandeha tahaka ny liona mierona.”

4. “Andriamanitra Hianao hatramin’ny taloha indrindra ka mandrakizay.”

Iaraha-midinika: Inona koa no zavatra hafa fantatrao momba ireo olona ireo?

OVIANA NO NITRANGA IRETO?

Iza no nanoratra ireo boky ao amin’ny Baiboly ireo? Ampifandraiso amin’ny tsipika ilay boky sy ny daty mety ho nahavitana ny fanoratana azy.

1450 T.K. 844 T.K. 536 T.K. 56 A.K 61 A.K.

5. Daniela

6. Jona

7. Hebreo

IZA ÀRY AHO?

8. Nampiady ny lohaliko ny fahagagana iray.

IZA ÀRY AHO?

9. Nandositra ny tompoko aho, nefa niverina tany aminy indray rehefa lasa Kristianina.

ATO AMIN’ITY GAZETY ITY

Valio ireto fanontaniana ireto, ary fenoy ny andinin-teny banga.

Pejy 5 Inona no ataon’ny kely saina? (Ohabolana 14:․․․)

Pejy 11 Inona ilay fatorana mampiray tonga lafatra? (Kolosianina 3:․․․)

Pejy 19 Manao inona imbetsaka isika rehetra? (Jakoba 3:․․․)

Pejy 28 Ahoana no nielezan’ny fahafatesana tamin’ny olona rehetra? (Romanina 5:․․․)

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireto sary ireto. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

(Valiny, pejy 14)

VALIN’NY PEJY 31

1. Jaona.—1 Jaona 5:21.

2. Adama.—Genesisy 2:23.

3. Petera.—1 Petera 5:8.

4. Mosesy.—Salamo 90:2.

5. Daniela, 536 T.K.

6. Jona, 844 T.K.

7. Paoly, 61 A.K.

8. Belsazara.—Daniela 5:1, 5, 6.

9. Onesimosy.—Filemona 10-16.