Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Loha Hevitra ato Anatiny

Loha Hevitra ato Anatiny

Loha Hevitra ato Anatiny

Novambra 2007

Laharana Manokana

Azo Itokisana ve ny Baiboly?

Ny Baiboly no boky miely indrindra eran-tany. Tena avy amin’Andriamanitra ve anefa izy io? Misy porofo maro manamarina izany ato. Anisan’izany ny porofo mifandray amin’ny tantara sy ny siansa.

3 Hatoky sa Tsia?

4 Boky Tsy Manan-tsahala

5 Antony Atokisana ny Baiboly

1. Mifanaraka Amin’ny Tantara

2. Nilaza ny Marina ny Mpanoratra

3. Mirindra Tsara

4. Mifanaraka Amin’ny Siansa

5. Faminaniana Tanteraka

10 Inona no Lazain’ny Baiboly?

Iza no Nampanoratra ny Baiboly?

Nahoana ny Baiboly no atao hoe Tenin’Andriamanitra, nefa olombelona no nanoratra azy io?

12 Nahoana ny Baiboly no Tody Hatratỳ Amintsika?

Inona no nahatonga ny Baiboly ho ny boky fanta-daza indrindra?

15 Mifanohitra ve ny Arkeolojia sy ny Baiboly?

Vakio ny momba an’ireo zavatra miavaka hitan’ny arkeology, izay manamarina ny tantara ao amin’ny Baiboly.

19 Inona no Raketin’ny Baiboly?

Fantatrao ve hoe inona no foto-kevitry ny Baiboly?

22 Fa Inona no Marina?

Hevi-diso dimy momba ny Baiboly.

23 Tena Mahasoa ve ny Torohevitry ny Baiboly?

Afaka manatsara ny fiainanao sy mampitombo ny fahasambaranao ny Baiboly. Amin’ny fomba ahoana?

26 Manontany ny Tanora Hoe...

Mahasoa ve ny Mankatò ny Fitsipiky ny Baiboly?

Nahoana ny tanora maro no manaja ny fitsipiky ny Baiboly?

29 Porofon’ny Fitiavan’Andriamanitra

Boky tsara fotsiny ve ny Baiboly?

[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]

© The Trustees of the Chester Beatty Library, Dublin

Musée du Louvre, Paris