Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

Taiza no Nitrangan’ity?

1. Handeha ho aiza i Saoly, no nitranga ity fahagagana ity?

Vakio ny Asan’ny Apostoly 9:1-9.

Asio boribory ny valin-teninao eo amin’ny sarintany.

ROMA

JEROSALEMA

DAMASKOSY

BABYLONA

▪ Feon’iza no ren’i Saoly?

․․․․․․

▪ Inona no nanjo an’i Saoly noho ilay hazavana nanjelanjelatra?

․․․․․․

IARAHA-MIDINIKA:

Nahoana i Saoly no nanenjika ny Kristianina? Nahoana ny olona sasany no manao ratsy anao, rehefa miresaka momba an’i Jehovah ianao? Nahoana no mampahery anao io tantara io?

Ato Amin’ity Gazety Ity

Valio ireto fanontaniana ireto, ary fenoy ny andinin-teny banga.

PEJY 5 Tsy tokony hatoky an’iza isika? Salamo 146:․․․

PEJY 6 Ho henika inona ny tany? Isaia 11:․․․

PEJY 11 Handova inona ny olo-marina? Salamo 37:․․․

PEJY 27 Inona no nataon’i Joba tamin’izy nalahelo mafy? Joba 10:․․․

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireto sary ireto. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

Iza Ireto Razamben’i Jesosy Ireto?

Jereo ny fanazavana eo ambany. Vakio ny andinin-teny, ary soraty ny anarana marina.

2. ․․․․

Nihomehy ny reniko rehefa nandre fa hitoe-jaza izy.

Vakio ny Genesisy 17:19; 18:10-14.

3. ․․․․

Natakalon’ny rahalahiko voanemba masaka ny fizokiany.

Vakio ny Genesisy 25:29-34.

4. ․․․․

Nolazain’ny raiko hoe “zana-diona” aho.

Vakio ny Genesisy 49:9.

▪ Valiny, pejy 20

VALIN’NY PEJY 31

1.Damaskosy.

▪ Jesosy.

▪ Lasa jamba izy.

2. Isaka.—Lioka 3:34.

3. Jakoba.—Lioka 3:34.

4. Joda.—Lioka 3:33.