Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

Hazavao ny Fanoharana

1. Araka ilay fanoharana ao amin’ny Lioka 18:9-14, hoatran’ny ahoana ny toetran’ilay Fariseo?

(Asio marika izay marina amin’ireto.)

□ Nanetry tena □ Nibebaka □ Nirehareha

2. Hoatran’ny ahoana ny toetran’ilay mpamory hetra?

(Asio marika izay marina amin’ireto.)

□ Nanetry tena □ Nibebaka □ Nirehareha

3. Iza tamin’ireo lehilahy ireo no hita fa marina kokoa?

․․․․․

ARAHA-MIDINIKA:

Raha manao inona ianao, dia mety hanahaka an’ilay Fariseo? Ahoana no anahafanao an’ilay mpamory hetra?

Ato Amin’ity Gazety Ity

Valio ireto fanontaniana ireto, ary fenoy ny andinin-teny banga.

PEJY 8-9 Iza no hitondra ny tany amin’ny hoavy? Isaia 11:․․․

PEJY 20 Ahoana no fiheveran’Andriamanitra ny sary masina? Eksodosy 20:․․․

PEJY 21 Tokony hitandrina amin’ny inona isika, araka ny tenin’ny apostoly Jaona? 1 Jaona 5:․․․

PEJY 27 Na ny olona matotra be aza indraindray, dia mety hahatsapa fa mahery ny inona? 1 Jaona 2:․․․

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireto sary ireto. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

Iza Ireto Razamben’i Jesosy Ireto?

Jereo ny fanazavana eo ambany. Vakio ny andinin-teny, ary soraty ny anarana marina.

4. ․․․․․

Nanao ohabolana telo arivo sy tononkira “dimy amby arivo” aho. Vakio ny 1 Mpanjaka 5:10-12.

5. ․․․․․

Izaho no mpanjaka farany teo amin’ny Israely, tamin’izy mbola tsy nizara.

Vakio ny 1 Mpanjaka 12:1-3, 16-20.

6. ․․․․․

Nandresy ny tafika maherin’i Jeroboama izaho sy ny miaramilako, satria “niankina tamin’i Jehovah” izahay.

Vakio ny 2 Tantara 13:13-20.

▪ Valiny, pejy 19

VALIN’NY PEJY 31

1. Nirehareha.

2. Nanetry tena sy nibebaka.

3. Ilay mpamory hetra.

4. Solomona.—Matio 1:6.

5. Rehoboama.—Matio 1:7.

6. Abia.—Matio 1:7.