Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Loha Hevitra ato Anatiny

Loha Hevitra ato Anatiny

Loha Hevitra ato Anatiny

Aogositra 2008

Hampidi-doza ny Tany ve ny Fiakaran’ny Mari-pana?

Mihabetsaka ny fampitam-baovao mampitandrina fa raha tsy manao zavatra isika, dia mety hanova be ny toetrandro ny fiakaran’ny mari-panan’ny tany. Hisy vokany tena ratsy eo amintsika sy ny tontolo iainana izany. Tokony hampanahy antsika ve izany? Diniho ny zava-misy.

3 Manambara Loza ve ny Zava-mitranga?

4 Tandindomin-doza ve ny Tany?

8 Iza no Afaka Miantoka ny Hoavin’ny Tany?

10 Mahavariana ny Katsaka

13 Ireo Misionera Voalohany Tany Tahiti

22 Rajakokely Mitoreo

25 Nisy Namorona Ve?

Fiaraha-miasa Mahavariana ao Anaty Tany

26 Manontany ny Tanora

Ahoana no Hatao mba Tsy ho Resin’ny Fakam-panahy?

29 “Misaotra fa Tena Tia Olona Ianareo”

30 Topy Maso Eran-tany

31 Ahoana no Havalinao?

32 Fampiononana ho An’ny Malahelo

Fitiavana Mahery Noho ny Rivo-doza! 16

Vakio ato ny fihetseham-pon’ireo mpamonjy tra-boina, izay nanao izay rehetra azony natao mba hanampiana, rehefa nisy hetraketraky ny natiora.

Tokony Hampiasa Sary Masina ve Isika? 20

Olona an-tapitrisany no mampiasa sary masina rehefa mivavaka. Ahoana no fiheveran’ny Mpamorona an’izany?

[Sary, pejy 2]

Hain-tany any Aostralia

[Sary, pejy 2]

Tondra-drano any Tuvalu

[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]

FONONY: © Ingrid Visser/SeaPics.com; pejy 2: Aostralia: Photo by Jonathan Wood/Getty Images; Tuvalu: Gary Braasch/ZUMA Press