Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

Taiza no Nitrangan’ity?

1. Iza no anaran’ilay renirano nahitana an’i Mosesy zazakely?

Vakio ny Eksodosy 2:1-10.

Asio boribory ny valin-teninao eo amin’ny sarintany.

Eofrata

Jordana

Neily

▪ Iza no nanara-maso an’i Mosesy teny lavidavitra teny?

․․․․․

▪ Iza no nahita ilay vatakely nisy an’i Mosesy teo ambony rano?

․․․․․

▪ Iza no nasaina nampinono an’i Mosesy?

․․․․․

IARAHA-MIDINIKA:

Inona avy no toetra tsara nananan’ny anabavin’i Mosesy? Ahoana no anahafanao azy, raha manana iray tam-po ianao?

Ato Amin’ity Gazety Ity

Valio ireto fanontaniana ireto, ary fenoy ny andinin-teny banga.

PEJY 8 Inona no ataon’ny olona malina? Ohabolana 13:․․․

PEJY 8 Hanao ahoana ianao raha mitokantokana? Ohabolana 18:․․․

PEJY 9 Inona no ataon’ny reny hendry? Ohabolana 31:․․․

PEJY 9 Nahoana ianao no tokony hanatsara ny fahaizanao misaina? Ohabolana 2:․․․

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireto sary ireto. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

Iza Ireto Razamben’i Jesosy Ireto?

Jereo ny fanazavana eo ambany. Vakio ny andinin-teny, ary soraty ny anarana marina.

2. ․․․․․

Lasa boka aho, satria saika handoro emboka manitra teo amin’ny alitaran’i Jehovah.

Vakio ny 2 Tantara 26:16-19.

3. ․․․․․

Izaho ilay mpanjaka tsara toetra nanorina ny vavahady ambony tamin’ny tranon’i Jehovah.

Vakio ny 2 Tantara 27:1-4.

4. ․․․․․

Nataoko sorona ny zanako ka nodorako teo amin’ny lohasahan’i Hinoma.

Vakio ny 2 Tantara 28:1, 3, 4.

Valiny, pejy 12

VALIN’NY PEJY 31

1. Neily.

▪ Ny anabavin’i Mosesy.

▪ Ny zanakavavin’i Farao.

▪ Ny renin’i Mosesy.

2. Ozia.—Matio 1:8.

3. Jotama.—Matio 1:9.

4. Ahaza.—Matio 1:9.