Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Inona no Zava-kendren’ny Fiainana?

Inona no Zava-kendren’ny Fiainana?

Inona no Zava-kendren’ny Fiainana? *

◼ Efa an’arivony taona izao ny filozofa sy teolojianina ary lahika no nitady ny valin’io fanontaniana io. Very maina anefa ny ezaka nataon’izy ireo. Maro àry no nihevitra fa tsy hay valiana io fanontaniana io. Misy valiny anefa izy io. Lalina ilay izy, fa tsy sarotra.

Ao amin’ny Baiboly ny valiny. Raha tiantsika ny ho sambatra sy hanana fiainana tsara, dia ilaintsika ny mahafantatra hoe nahoana Andriamanitra no mamela ny fahoriana sy ny tsy rariny hanjaka, ary avy eo miezaka mifandray tsara aminy. Ahoana anefa no hahavitana izany? Nanampy olona maro hanao izany ilay bokikely 32 pejy hoe Inona no Zava-kendren’ny Fiainana? Ahoana no Mety Hahitanao Azy Io?

Raha te hanafatra azy io ianao dia fenoy ity tapakila ity, ary alefaso any amin’ilay adiresy voalaza eo, na any amin’ny iray amin’ireo adiresy ao amin’ny pejy faha-5 amin’ity gazety ity.

□ Mba andefaso ilay bokikely hoe Inona no Zava-kendren’ny Fiainana? Ahoana no Mety Hahitanao Azy Io? aho.

□ Mba andefaso olona aho hampianatra Baiboly ahy maimaim-poana atỳ an-tranoko.

[Loharanon-kevitra]

 ^ Hita koa ao amin’ny Mifohaza! 8/2007 sy 8/9/2005, pejy 32.