Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

Taiza no Nitrangan’ity?

1. Taiza i Paoly no nihaona tamin’i Timoty?

Vakio ny Asan’ny Apostoly 16:1-3.

Asio boribory ny valin-teninao eo amin’ny sarintany.

Lystra

Ikonioma

Derbe

◼ Inona no fiavian’ny rain’i Timoty? Ary ny reniny?

․․․․․

◼ Iza no anaran’ny renin’i Timoty?

Vakio ny 2 Timoty 1:5.

․․․․․

◼ Inona no nampianarin’ny renin’i Timoty azy, ary nahoana?

Vakio ny 2 Timoty 3:15.

․․․․․

IARAHA-MIDINIKA:

Ahoana no anahafanao an’i Timoty?

Ato Amin’ity Gazety Ity

Valio ireto fanontaniana ireto, ary fenoy ny andinin-teny banga.

PEJY 5 Tokony hataonao ahoana ny volanao sasany? 1 Korintianina 16:․․․

PEJY 5 Inona no hitranga raha misambo-bola ianao? Ohabolana 22:․․․

PEJY 11 Inona no nataon’i Josia Mpanjaka mba hampitsaharana ny fivavahan-diso tany Joda? 2 Tantara 34:․․․

PEJY 19 Nahoana ianao no tsy tokony hinamana amin’izao olona rehetra izao? Salamo 26:․․․

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireto sary ireto. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

Fantatrao Tsara ve Ireo Mpaminany?

Vakio ny bokin’i Jona ary valio ny fanontaniana eto ambany.

2. ․․․․․

Nirahin’i Jehovah ho aiza i Jona?

3. ․․․․․

Inona no hafatra nolazainy tamin’ireo mponina tao? Ahoana no nandraisan’izy ireo izany?

IARAHA-MIDINIKA:

Nahoana i Jona no tezitra? Tokony ho tezitra ve izy? Hazavao ny hevitrao.

◼ Valiny, pejy 28

VALIN’NY PEJY 31

1. Tany Lystra, any Azia Minora.

◼ Grika ny rainy. Jiosy ny reniny.

◼ Eonika.

◼ “Ny Soratra Masina”, izany hoe ny Soratra Hebreo. Tiany hanompo an’i Jehovah, ilay tena Andriamanitra, mantsy i Timoty.

2. Ninive.—Jona 1:1, 2.

3. Ny didim-pitsaran’Andriamanitra tamin’ilay tanàna. Nibebaka ilay vahoaka sy ny mpanjakany.—Jona 1:2; 3:2-9.