Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ilay Alina Tokony Hotsarovana

Ilay Alina Tokony Hotsarovana

Ilay Alina Tokony Hotsarovana

Andao Hiara-mivory Aminay ny Alakamisy 9 Aprily 2009

Nanorina ny Fahatsiarovana ny nahafatesany i Jesosy Kristy, ny alina talohan’ny hahafatesany. Nampiasa divay sy mofo tsy nisy lalivay izy, ary nandidy hoe: “Ataovy hatrany izao ho fahatsiarovana ahy.”—Lioka 22:19.

Mankatò an’i Jesosy ny Vavolombelon’i Jehovah, ka manasa anao amim-pitiavana mba hiara-mankalaza aminy an’io Fahatsiarovana fanao isan-taona io. Anontanio ny Vavolombelon’i Jehovah eny aminareo, azafady, ny toerana sy ny ora hanaovana azy io.