Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

Taiza no Nitrangan’ity?

1. Taiza ilay vatolampy nokapohin’i Mosesy mba hamoaka rano hosotroin’ny Israelita?

Vakio ny Nomery 20:1-8.

Asio boribory ny valin-teninao eo amin’ny sarintany.

Kadesy

Refidima

T. Sinay (Horeba)

◼ Inona ny ratsy nataon’i Mosesy sy Arona, ary inona no sazin’izy roa lahy?

․․․․․

Vakio ny Nomery 20:9-13; Salamo 106:32, 33.

IARAHA-MIDINIKA:

Inona no nahatezitra an’i Mosesy tamin’ny Israelita? Nahoana ianao no mila mifehy tena rehefa tezitra?

Ato Amin’ity Gazety Ity

Valio ireto fanontaniana ireto, ary fenoy ny andinin-teny banga.

PEJY 7 Inona no vokatry ny fiarahana amin’ny naman-dratsy? 1 Korintianina 15:․․․

PEJY 8 Sambatra ny olona mahatsapa inona? Matio 5:․․․

PEJY 13 Tokony tsy hisy inona ny fomba fiainantsika? Hebreo 13:․․․

PEJY 18 Tsy manao inona ny fitiavana? 1 Korintianina 13:․․․

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireto sary ireto. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

Fantatrao Tsara ve Ireo Mpaminany?

Vakio ny Amosa 7:10-17, ary valio ireto fanontaniana ireto.

2. ․․․․․

Nampangain’i Amazia mpisorona ho nanao inona i Amosa?

3. ․․․․․

Inona avy ireo toetra roa nasehon’i Amosa rehefa namaly ny eson-tenin’i Amazia?

IARAHA-MIDINIKA:

Tokony tsy hitory momba an’i Jehovah intsony ve ianao rehefa esoin’ny olona? Nahoana?

◼ Valiny, pejy 11

VALIN’NY PEJY 31

1. Kadesy.

◼ Nanao teny tsy voahevitra i Mosesy, ary tsy nanamasina an’i Jehovah izy sy Arona. Tsy nahazo niditra ny Tany Nampanantenaina.

2. Nanao teti-dratsy hanohitra ny mpanjaka.

3. Fanetren-tena sy herim-po.

[Sary nahazoan-dalana, pejy 31]

Sarintany: Based on maps copyrighted by Pictorial Archive (Near Eastern History) Est. and Survey of Israel