Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

Inona no Tsy Ampy eo Amin’io Sary Io?

Vakio ny Asan’ny Apostoly 5:1-5. Jereo amin’izay ilay sary. Inona no tsy ampy eo? Soraty eto ambany ny valin-teninao. Fenoy izay sary tsy ampy, ary lokoy ilay sary manontolo.

1. ․․․․․

2. ․․․․․

IARAHA-MIDINIKA:

Nahoana i Ananiasy no nandainga, araka ny hevitrao? Inona no ianaranao avy amin’io tantara io?

Ato Amin’ity Gazety Ity

Valio ireto fanontaniana ireto, ary fenoy ny andinin-teny banga.

PEJY 11 Hanao ahoana izay olona manota? Ezekiela 18:․․․

PEJY 11 Inona no tsy fantatry ny maty? Mpitoriteny 9:․․․

PEJY 17 Manao inona imbetsaka isika rehetra? Jakoba 3:․․․

PEJY 17 Inona no tokony hesorinao tsy ho eo aminao? Efesianina 4:․․․

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireto sary ireto. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

Fantatrao Tsara ve i Baraka Mpitsara?

Vakio ny Mpitsara 4:1-24, ary valio ny fanontaniana eto ambany.

3. ․․․․․

Iza ilay mpaminanivavy nanampy azy?

4. ․․․․․

Nanafaka ny Israelita tamin’ny mpanjaka kananita izy. Iza io mpanjaka io?

5. ․․․․․

Marina sa diso? Niaina taorian’i Josoa izy.

IARAHA-MIDINIKA:

Inona no nataon’ny vehivavy sasany, ka nahatonga ny Israelita handresy ny Kananita? Inona koa ankehitriny no asa lehibe ataon’ny vehivavy, eo amin’ny fanompoana an’Andriamanitra?

◼ Valiny, pejy 29

VALIN’NY PEJY 31

1. Tsy misy vola eny an-tanan’i Ananiasy.

2. Tsy eo ny apostoly Petera.

3. Debora.—Mpitsara 4:4-9.

4. Jabina.—Mpitsara 4:2.

5. Marina.