Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

Taiza no Nitrangan’ity?

1. Taiza ny tanàna nitrangan’io?

Vakio ny Asan’ny Apostoly 18:1-3.

Asio boribory ny valin-teninao eo amin’ny sarintany.

Roma

Korinto

Efesosy

Tarsosy

◼ Inona no ataon’ireo olona telo ireo?

․․․․․

◼ Iza no anaran’izy mivady ireo, ary iza no anaran’ilay miaraka aminy?

․․․․․

IARAHA-MIDINIKA:

Iza no anaran’ilay olona nampian’izy mivady?

Vakio ny Asan’ny Apostoly 18:24-26.

Araka ny hevitrao, inona no asa tena tian’izy mivady, ary nahoana?

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireto sary ireto. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

Ato Amin’ity Gazety Ity

Valio ireto fanontaniana ireto, ary fenoy ny andinin-teny banga.

PEJY 3 Mbola ratsy kokoa noho iza izay tsy mamelona ny ankohonany? 1 Timoty 5:․․․

PEJY 5 Nahoana no tsara ny roa noho ny iray? Mpitoriteny 4:․․․

PEJY 11 Iza no manam-pahendrena? Joba 12:․․․

PEJY 29 Inona no tokony hofadina? 1 Tesalonianina 4:․․․

Fantatrao Tsara ve i Gideona Mpitsara?

Vakio ny Mpitsara 6:1–7:25 ary valio ny fanontaniana eto ambany.

2. ․․․․․

Avy amin’ny fokon’iza izy?

3. ․․․․․

Nanafaka ny Israely teo an-tanan’ny firenena iza izy?

4. ․․․․․

Marina sa diso? Velona talohan’i Mosesy izy.

IARAHA-MIDINIKA:

Inona no toetra nananan’i Gideona tamin’izy vao notendren’i Jehovah?

Vakio ny Mpitsara 6:14-16.

Tsara ve io toetra io aminao? Nahoana ianao no milaza izany?

◼ Valiny, pejy 27

VALIN’NY PEJY 31

1. Korinto.

◼ Manao tranolay.

◼ Akoila, Prisila, ary Paoly.

2. Manase.—Mpitsara 6:15.

3. Midianina.—Mpitsara 6:6.

4. Diso.