Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

Inona no Diso eo Amin’io Sary Io?

Vakio ny Asan’ny Apostoly 8:26-40. Jereo amin’izay ilay sary. Inona no diso eo? Soraty eo ambany ny valin-teninao.

1. ․․․․․

2. ․․․․․

3. ․․․․․

IARAHA-MIDINIKA: Nahoana no tsy azon’ilay tandapa izay novakiny? Iza no nanampy azy hahazo izany? Ahoana no hanahafanao an’ilay tandapa?

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireto sary ireto. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

Ato Amin’ity Gazety Ity

Valio ireto fanontaniana ireto, ary fenoy ny andinin-teny banga.

PEJY 8 Inona no tokony ‘hohararaotinao tsara’? Efesianina 5:․․․

PEJY 9 Mila mitandrina amin’ny inona isika? Lioka 12:․․․

PEJY 10 Raha noana ny fahavalonao, inona no tokony hataonao? Romanina 12:․․․

PEJY 20 Inona no tokony hifantohantsika? 1 Petera 3:․․․

Inona no Fantatrao Momba An’i Jefta Mpitsara?

Vakio ny Mpitsara 11:1–12:7, ary valio ireto fanontaniana ireto.

4. ․․․․․

Avy amin’ny fokon’iza teo amin’ny Israely izy? Vakio ny Nomery 26:29.

5. ․․․․․

Iza no fahavalon’ny Israely resiny?

6. ․․․․․

Marina sa diso? Velona taorian’ny andron’i Josefa, zanak’i Jakoba (Israely) izy.

IARAHA-MIDINIKA:

Araka ny hevitrao, nahoana ny zanakavavin’i Jefta no nanaiky hanatanteraka ny voady nataon-drainy? Ahoana no azonao anahafana azy?

◼ Valiny, pejy 28

VALIN’NY PEJY 31

1. Nandeha irery i Filipo.

2. Teo ambony kalesy ilay tandapa fa tsy nitaingina soavaly.

3. Tany an-tany efitra ilay tantara no nitranga fa tsy tamin’ny toerana be olona.

4. Manase.—Nomery 26:29; Mpitsara 11:1.

5. Amona.—Mpitsara 11:4.

6. Marina.