Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

Inona no Tsy Ampy eo Amin’io Sary Io?

Vakio ny Asan’ny Apostoly 10:9-48. Jereo amin’izay ilay sary. Inona no tsy ampy eo? Soraty eo ambany ny valin-teninao, ary fenoy izay tsy ampy eo amin’ny sary.

1. ․․․․․

2. ․․․․․

3. ․․․․․

IARAHA-MIDINIKA:

Araka ny hevitrao, inona no lesona nampianarin’i Jehovah an’i Petera?

Vakio ny Asan’ny Apostoly 10:28, 34, 35.

Ahoana no ampisehoanao fa nandray lesona toa an’i Petera koa ianao, rehefa mifandray amin’ny olona tsy mitovy volon-koditra na firenena aminao?

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireto sary ireto. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

Ato Amin’ity Gazety Ity

Valio ireto fanontaniana ireto, ary fenoy ny andinin-teny banga.

PEJY 9 Inona no tsy ho fantatry ny olombelona mihitsy? Mpitoriteny 3:․․․

PEJY 10 Nomena ho an’iza ny tany? Salamo 115:․․․

PEJY 13 Inona no tsy maintsy tsapantsika raha te ho sambatra isika? Matio 5:․․․

PEJY 19 Rahoviana no tsy tanteraka ny fikasana? Ohabolana 15:․․․

Fantatrao Tsara ve i Samsona Mpitsara?

Vakio ny Mpitsara 13:1–16:31. Valio ireto fanontaniana ireto.

4. ․․․․․

Avy tamin’ny fokon’iza izy?

5. ․․․․․

Namonjy ny Israely tamin’ny firenen’iza i Samsona?

6. ․․․․․

Marina sa diso ny hoe velona taorian’i Samoela mpaminany izy?

IARAHA-MIDINIKA:

Nahoana i Samsona no natanjaka be?

Vakio ny Hebreo 11:32-34.

Inona tamin’ny tantaran’i Samsona no tianao indrindra, ary nahoana?

◼ Valiny, pejy 22

VALIN’NY PEJY 31

1. Tsy misy biby manan-tongotra efatra.

2. Tsy misy biby mandady.

3. Tsy misy voro-manidina.

4. Dana.—Mpitsara 13:2-5.

5. Filistinina.—Mpitsara 13:1.

6. Diso.