Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

Taiza no Nitrangan’ity?

1. Nitranga tany akaikin’ny tanàna iray io. Iza ilay tanàna?

Vakio ny Asan’ny Apostoly 6:7-9; 7:54-60.

Asio boribory ny valin-teninao eo amin’ny sarintany.

Damaskosy

Jerosalema

Betlehema

2. Nahoana i Stefana no notoraham-bato?

․․․․․

3. Inona no nangatahin’i Stefana mba hataon’Andriamanitra tamin’ireo nitora-bato azy?

․․․․․

IARAHA-MIDINIKA:

Ahoana no fahitanao ny zavatra nataon’i Stefana tamin’ireo nitora-bato azy? Ahoana no ho nataonao raha ianao no Stefana? Nahoana?

FANTATRAO TSARA VE I HEZEKIA MPANJAKA?

4. Iza no rain’i Hezekia?

Vakio ny 2 Mpanjaka 18:1.

․․․․․

5. Inona no nampahalaza an’i Hezekia, na dia ratsy fanahy be aza ny rainy?

Vakio ny 2 Mpanjaka 18:5.

․․․․․

IARAHA-MIDINIKA:

Inona no nanampy an’i Hezekia tsy hivadika mihitsy?

Vakio ny 2 Mpanjaka 18:6.

Ahoana no azonao anahafana an’i Hezekia, raha misy havanao tsy manompo an’i Jehovah intsony?

HO AN’NY ANKIZY

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireo sary ireo. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

ATO AMIN’ITY GAZETY ITY

Valio ireto fanontaniana ireto, ary fenoy ny andinin-teny banga.

PEJY 5 Inona no ahariharin’ny firafitry ny vatantsika? Psalm 139:․․․

PEJY 8 Afaka manao inona ny fiadanan’Andriamanitra? Philippians 4:․․․

PEJY 13 Aleo fialan-tsasatra eran-tanan’ila, toy izay inona? Ecclesiastes 4:․․․

PEJY 23 Iza no tian’Andriamanitra? 2 Corinthians 9:․․․

● Valiny, pejy 11

VALIN’NY PEJY 31

1. Jerosalema.

2. Nampangaina ho nanevateva an’Andriamanitra i Stefana.

3. Hamela ny helony.

4. Ahaza Mpanjaka.

5. Nafana fo tamin’ny fivavahana marina izy, ka tsy nisy mpanjaka tahaka azy.