MIFOHAZA! Aogositra 2010

MATOAN-DAHATSORATRA

Inona no Fantatrao Momba ny Vavolombelon’i Jehovah?

Jereo raha marina ny zavatra renao momba ny Vavolombelon’i Jehovah.

MATOAN-DAHATSORATRA

Ahoana no Lazain’ny Olona?

Vakio izay lazain’ny olona eran-tany momba anay.

MATOAN-DAHATSORATRA

Fanontaniana Fametraky ny Olona

Fantaro ny valin’ireo fanontaniana fametraky ny olona

MATOAN-DAHATSORATRA

Inona no Inoan’ny Vavolombelon’i Jehovah?

Vakio ato ny sasany amin’ny zavatra tena inoany.