Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

Inona no Tsy Ampy eo Amin’io Sary Io?

Vakio ny Genesisy 13:5-17. Jereo amin’izay ilay sary. Inona no tsy ampy eo? Soraty eo ambany ny valin-teninao ary ampifandraiso ireo teboka mba hamenoana an’ilay sary. Lokoy ilay sary avy eo.

1. ․․․․․

2. ․․․․․

[Kisary]

(Jereo ny gazety)

IARAHA-MIDINIKA:

Inona no nampifanditra an’i Lota sy Abrahama ary ny mpiandry ny biby fiompin’izy ireo?Ahoana no nataon’i Abrahama mba hitandroana fihavanana, na dia izy aza no loham-pianakaviana?

Vakio ny Genesisy 13:7-9.

Nitana lolompo tamin’i Lota ve i Abrahama?

Vakio ny Genesisy 14:12-16.

Inona no valisoa azon’i Abrahama noho izy nanana toetra tsara?

Vakio ny Genesisy 13:14-17.

Inona no hataonao raha tia fihavanana ianao?

Vakio ny 1 Korintianina 13:4, 5; Jakoba 3:13-18.

ATAON’NY MPIANAKAVY:

Asaivo manao anjaran’olona iray ao amin’ilay tantara eo ambony ny olona iray. Tsy miteny izy fa manao fihetsika fotsiny. Tokony hiezaka hamantatra an’ilay olona ny ambiny.

Angony ary Ianaro

Hetezo, aforeto, ary tehirizo

KARATRA ARA-BAIBOLY 5 ABRAHAMA

FANONTANIANA

A. Firy taona i Abrahama tamin’izy niteraka an’i Isaka?

B. Inona no nampanantenain’i Jehovah an’i Abrahama?

C. Fenoy ny banga: Nanana finoana niavaka sy nahavita zavatra lehibe i Abrahama ka lasa nantsoina hoe ․․․․․.

[Tabilao]

4026 Talohan’i Kristy (T.K.) Taona 1 98

Noforonina i Adama Niaina tamin’ny Vita ny fanoratana

1900 T.K. tany ho any ny Baiboly

[Sarintany]

Avy teo Ora nankany Kanana

Ora

Harana

KANANA

ABRAHAMA

MOMBA AZY

Lehilahy nanam-pinoana izy. Nandao an’i Ora, tanàna nanan-karena izy, mba hanaovana ny sitrapon’i Jehovah, na dia tsy fantany aza izay hipetrahany. (Hebreo 11:8-10) Nampianariny foana ny ankohonany mba ‘hanaraka ny lalan’i Jehovah amin’ny fanaovana izay marina.’ (Genesisy 18:19) Antsoin’ny Baiboly hoe “rain’izay rehetra manam-pinoana” izy. —Romanina 4:11.

VALINY

A. Zato taona.—Genesisy 21:5.

B. Hanao izay hahazoana fitahiana amin’ny alalan’ny taranak’i Abrahama ny firenena rehetra.—Genesisy 22:16-18.

D. “Naman’i Jehovah.”—Jakoba 2:21-24.

Olona sy Tany

3. Rahela sy Andrei no anaranay. Samy fito taona izahay ary mipetraka atỳ Romania. Firy eo ho eo ny Vavolombelon’i Jehovah atỳ Romania: 38 600 sa 68 300 sa 83 600?

4. Ataovy anaty boribory izay teboka mampiseho ny atỳ aminay. Asio teboka eo amin’izay misy anao, ary jereo ny elanelan’ny misy anao sy Romania.

A

B

D

E

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireo sary ireo. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

● Any amin’ny pejy 11 ny valin’ny “NATAO HODINIHIN’NY MPIANAKAVY”

VALIN’NY PEJY 30 SY 31

1. Omby.

2. Ondry.

3. 38 600.

4. D.