Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

Inona no Tsy Itovizany?

Inona no zavatra telo tsy mampitovy ny sary A sy B? Soraty eo ambany ny valin-teninao, ary lokoy ny sary.

Vakio ny Eksodosy 25:10-22.

1. ․․․․․

2. ․․․․․

3. ․․․․․

4. Iza no marina, ny sary A sa ny sary B?

IARAHA-MIDINIKA:

Inona no dikan’ilay vata misy ny fifanekena teo amin’ny Israely?

Vakio ny Eksodosy 25:22; Levitikosy 16:2.

Inona no mbola zava-dehibe kokoa noho ny hoe eo ilay Vata?

Vakio ny Josoa 7:1-6, 11, 12.

Tena ilaina ve ny fankatoavana raha te hampifaly an’i Jehovah sy ny ray aman-dreninao ianao? Nahoana?

Vakio ny 1 Samoela 15:22, 23; Efesianina 6:1-3.

ATAON’NY MPIANAKAVY:

Samy manao fikarohana momba ny vata misy ny fifanekena ny rehetra, ary milaza an’izay nokarohiny avy eo. Ohatra: Inona avy ny zavatra notehirizina tao? Ataovy sary izany ary resaho ny maha zava-dehibe azy ireo.

Vakio ny Hebreo 9:4.

Ahoana no tokony hitondrana an’ilay Vata? Inona no nitranga rehefa tsy nankatoavin’i Davida ny toromarik’i Jehovah momba ny fomba hitondrana an’ilay Vata?

Vakio ny Eksodosy 37:5; 1 Tantara 13:7, 9-14; 15:12-15.

Angony ary Ianaro

Hetezo, aforeto, ary tehirizo

KARATRA ARA-BAIBOLY 6 ABELA

FANONTANIANA

A. Iza no namono an’i Abela?

B. Ahoana no fiheveran’i Jehovah an’i Abela sy ny fanatiny?

D. Fenoy ny banga: ․․․․․ no asan’i Abela.

[Tabilao]

4026 Talohan’i Kristy (T.K.) Taona 1 98

Noforonina Niaina tamin’ny Vita ny fanoratana

i Adama 3900 T.K. tany ho any ny Baiboly

[Sarintany]

Niaina tany ivelan’ny zaridainan’i Edena

Zaridainan’i Edena?

ABELA

MOMBA AZY

Faharoa amin’ny zanakalahin’i Adama sy Eva, ary voalohany amin’ireo olona nanam-pinoana tanisain’ny Baiboly. Tiany haseho hoe te hahazo sitraka amin’Andriamanitra izy, ka fanatitra nankasitrahany no natolony. Modely ho antsika izay nataony sy ny finoany, na dia tsy misy teniny voarakitra aza ao amin’ny Baiboly.—Genesisy 4:1-11; Hebreo 11:4.

VALINY

A. I Kaina rahalahiny.—1 Jaona 3:11, 12.

B. “Nankasitrahan’i Jehovah.”—Genesisy 4:4.

D. Mpiandry ondry.—Genesisy 4:2.

Olona sy Tany

5. Dean sy Jennifer no anaranay, 10 taona sy 7 taona izahay, ary mipetraka atỳ Aostralia. Firy eo ho eo ny Vavolombelon’i Jehovah atỳ Aostralia: 36 400 sa 63 400 sa 93 400?

6. Ataovy anaty boribory izay teboka mampiseho ny atỳ aminay. Asio teboka eo amin’izay misy anao, ary jereo ny elanelan’ny misy anao sy Aostralia.

A

B

D

E

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireo sary ireo. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

● Any amin’ny pejy 15 ny valin’ny “NATAO HODINIHIN’NY MPIANAKAVY”

VALIN’NY PEJY 30 SY 31

1. Ny bao filanjana sy ny tahony boribory.

2. Ny elatry ny kerobima.

3. Ny tarehin’ny kerobima.

4. B.

5. 63 400.

6. D.