Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Tianao ho Fantatra ve Izay Lazain’ny Baiboly?

Tianao ho Fantatra ve Izay Lazain’ny Baiboly?

Tianao ho Fantatra ve Izay Lazain’ny Baiboly?

● Nanampy olona an-tapitrisany hahafantatra an’izay lazain’ny Baiboly ilay boky hoe Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? Ireto ny sasany amin’ireo toko 19 hita ao:

“Inona no Marina Momba An’Andriamanitra?”

“Iza i Jesosy Kristy?”

“Aiza no Misy ny Maty?”

“ ‘Andro Farany’ ve Izao Iainantsika Izao?”

“Nahoana Andriamanitra no Mamela ny Fijaliana Hisy?”

“Ahoana no Hahasambatra ny Fianakavianao?”

Raha te hianatra Baiboly sy hanafatra an’io boky io ianao, dia fenoy ilay tapakila eto ambany ary alefaso any amin’ny iray amin’ireo adiresy ao amin’ny pejy 5 amin’ity gazety ity.

□ Mba andefaso amin’ilay boky aseho eto aho.

□ Mba andefaso olona aho hampianatra Baiboly ahy maimaim-poana atỳ an-tranoko.