MIFOHAZA! Jolay 2011
MATOAN-DAHATSORATRA
Tokony Hofaranana ny Fijaliana!
An-tapitrisany ny olona mijaly. Tsy miraharaha antsika ve Andriamanitra?
MATOAN-DAHATSORATRA
Nahoana no Maro Be ny Olona Mijaly?
Sazy avy amin’Andriamanitra ve ny fijaliana? Sa inona no tena mahatonga ny olona hijaly?
MATOAN-DAHATSORATRA
Tsy Miraharaha Antsika ve Andriamanitra?
Tsy hoe tsy miraharaha ny fijaliantsika akory Andriamanitra. Nahoana isika no milaza izany?
MATOAN-DAHATSORATRA
Tena Hifarana ny Fijaliana
Milaza ny Baiboly fa kely sisa dia tsy hisy loza sy fijaliana intsony.