Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

Ampifandraiso ny Sary sy ny Andinin-teny

Vakio ny Mpitoriteny 2:3-10. Asio tsipika mampifandray ny sary tsirairay amin’ny andininy mifanitsy aminy. (Tsy milahatra ireo sary.) Lokoy ireo sary avy eo.

1. Andininy 3

2. Andininy 4

3. Andininy 5

4. Andininy 6

5. Andininy 7

6. Andininy 8

A

B

D

E

F

G

IARAHA-MIDINIKA:

Tena nahasambatra an’i Solomona ve ny zavatra nataony ho an’ny tenany?

Vakio ny Mpitoriteny 2:11.

Inona no dikan’ilay hoe “zava-poana” sy “toy ny misambo-drivotra”? Inona no tena hahasambatra anao?

Vakio ny Lioka 6:38; Asan’ny Apostoly 20:35.

ATAON’NY MPIANAKAVY:

Vakio ny Mpitoriteny 3:1-8. Makà taratasy kely iray avy. Samia manoratra iray amin’ireo zavatra voalaza ao amin’ireo andininy ireo. Angony ao anaty zavatra ireo taratasy. Mifandimbiasa maka amin’ireo taratasy sy manao fihetsika mampiseho an’izay voasoratra ao nefa tsy miteny. Jereo raha afaka mamantatra an’ilay fihetsika ny hafa.

Angony ary Ianaro

Hetezo, aforeto, ary tehirizo

KARATRA ARA-BAIBOLY 11 JOSEFA

FANONTANIANA

A. Fenoy ny banga: Nantsoin’ny rahalahiny hoe “ilay ․․․․․” i Josefa, ary namidin’izy ireo farantsa volafotsy ․․․․․.

B. Rehefa noteren’ny vadin’i Potifara hanao firaisana taminy i Josefa, dia hentitra izy namaly hoe: “Hataoko ahoana ny hanao izany ratsy lehibe izany ka ․․․․․”

D. Nahoana i Josefa no nomen’i Farao toerana ambony be tao Ejipta?

[Tabilao]

4026 Talohan’i Kristy Taona 1 98

(T.K.)

Noforonina Niaina tamin’ny Vita ny fanoratana

i Adama 1700 T.K. tany ho any ny Baiboly

[Sarintany]

Nalaina avy tao Dotana ary nentina tany Ejipta

Dotana

EJIPTA

JOSEFA

MOMBA AZY

Lahimatoan’i Jakoba sy Rahely izy. (Genesisy 35:24) Nialona azy ny rahalahiny ka nivarotra azy ho andevo tany Ejipta. Nandritra ny 13 taona teo ho eo izy no andevo sy gadra tany. Tsy namaly faty i Josefa fa namela ny helok’ireo rahalahiny nibebaka. (Genesisy 50:15-21) Nanome voninahitra an’i Jehovah i Josefa, nadio fitondran-tena, nazoto niasa, ary mendri-pitokisana foana, na dia lavitry ny havany aza.—Genesisy 39:1-23.

VALINY

A. Mpanonofy, 20.—Genesisy 37:19, 28.

B. “... hanota amin’Andriamanitra?”—Genesisy 39:9.

C. Fantany fa ny fanahin’Andriamanitra no nahatonga an’i Josefa ho hendry sy malina.—Genesisy 41:38-41.

Olona sy Tany

7. Anietie no anarako, fito taona aho, ary mipetraka atỳ Nizeria. Firy eo ho eo ny Vavolombelon’i Jehovah atỳ Nizeria: 190 000 sa 290 000 sa 390 000?

8. Aiza amin’ireo teboka ireo no mampiseho ny atỳ aminay? Ataovy anaty boribory izany. Asio teboka eo amin’izay misy anao, ary jereo ny elanelan’ny misy anao sy Nizeria.

A

B

D

E

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireo sary ireo. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

Raha te hanao pirinty an’ireo “Natao Hodinihin’ny Mpianakavy” ianao, dia mankanesa ao amin’ny www.pr418.com

● Any amin’ny pejy 15 ny valin’ny “NATAO HODINIHIN’NY MPIANAKAVY”

VALIN’NY PEJY 30 SY 31

1. 1 mifanitsy amin’ny G.

2. 2 mifanitsy amin’ny F.

3. 3 mifanitsy amin’ny A.

4. 4 mifanitsy amin’ny D.

5. 5 mifanitsy amin’ny B.

6. 6 mifanitsy amin’ny E.

7. 290 000.

8. D.