Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

Inona no Tsy Itovizany?

Inona no zavatra telo tsy mampitovy ny sary A sy B? Soraty eo ambany ny valin-teninao, ary lokoy ny sary.

Vakio ny Isaia 6: 1-8.

1. ․․․․․

2. ․․․․․

3. ․․․․․

4. Iza no sary marina, ilay A sa ilay B?

IARAHA-MIDINIKA:

Inona no toetra tsaran’i Isaia? Inona no hataonao raha manetry tena sy vonona ny hirahina ianao?

Vakio ny Salamo 110:3; Matio 28:19, 20.

ATAON’NY MPIANAKAVY:

Samy manao fikarohana momba ny asan’ny anjely ny rehetra, ary milaza an’izay nokarohiny. Ohatra: Inona no zavatra sasany ataon’ny anjely?

Vakio ny Salamo 34:7; Hebreo 1:14; Apokalypsy 14:6, 7.

Voalamina ve ny anjely?

Vakio ny Salamo 103:19-21.

Manetry tena sy vonona hanampy ny hafa ve ny anjely?

Vakio ny Mpitsara 13:17, 18; Lioka 22:43; Apokalypsy 22:8, 9.

Angony ary Ianaro

Hetezo, aforeto, ary tehirizo

KARATRA ARA-BAIBOLY 12 ISAIA

FANONTANIANA

A. Iza no niaraka tamin’i Isaia rehefa nitondra hafatra ho an’i Ahaza Mpanjaka izy?

B. Ahoana hoy i Isaia rehefa nanontanian’i Jehovah hoe: “Iza no hirahiko?”

C. Hoy i Isaia: “Ho feno ... ny tany.”

[Tabilao]

4026 T.K. Taona 1 98

Noforonina Niaina tamin’ny Vita ny fanoratana

i Adama 700 T.K. t. ny Baiboly

[Sarintany]

Nipetraka tany Jerosalema

Jerosalema

ISAIA

MOMBA AZY

Mpaminany tsy nivadika izy. Nanompo an’Andriamanitra izy sy ny vady aman-janany. Nanao tsara ny fanompoany izy ka afaka nanahaka azy ny ankohonany. Nantsoina hoe “mpaminanivavy” ny vadiny. (Isaia 7:3; 8:3, 18) Nanompo an’Andriamanitra nandritra ny 46 taona izy, fara fahakeliny. “Famonjen’i Jehovah” no dikan’ny hoe Isaia.

VALINY

A. I Seara-jasoba zanany lahy.—Isaia 7:3.

B. “Intỳ aho iraho!”—Isaia 6:8.

D. “... fahalalana an’i Jehovah ...”—Isaia 11:9.

Olona sy Tany

5. Abigail sy Jeriah no anaranay, 9 taona sy 7 taona izahay, ary mipetraka atỳ Inde. Firy eo ho eo ny Vavolombelon’i Jehovah atỳ Inde: 31 500, sa 59 600, sa 86 000?

6. Aiza amin’ireo teboka ireo no mampiseho ny atỳ aminay? Ataovy anaty boribory izany. Asio teboka eo amin’izay misy anao, ary jereo ny elanelan’ny misy anao sy Inde.

A

B

D

E

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireo sary ireo. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

Raha te hanao pirinty an’ireo “Natao Hodinihin’ny Mpianakavy” ianao, dia jereo ireo Mifohaza! ao amin’ny www.pr418.com

● Any amin’ny pejy 20 ny valin’ny “NATAO HODINIHIN’NY MPIANAKAVY”

VALIN’NY PEJY 30 SY 31

1. Efatra ny elatr’ilay anjely eo amin’ny sary A fa enina ny an’ilay eo amin’ny B.

2. Sabatra no eny amin’ilay anjely eo amin’ny sary A fa tandra ilay eo amin’ny B.

3. Midona amin’ny tanany ilay vainafo eo amin’ny sary A, fa amin’ny vavany kosa eo amin’ny sary B.

4. B.

5. 31 500.

6. B.

[Sary nahazoan-dalana, pejy 31]

La Voz de Galicia/Fotógrafo: Víctor Mejuto