Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

Inona no Tsy Ampy eo Amin’io Sary Io?

Vakio ny 1 Samoela 1:24-28; 2:11. Jereo amin’izay ny sary. Inona no tsy ampy eo? Soraty eo ambany ny valin-teninao ary ampifandraiso ireo teboka mba hamenoana an’ilay sary. Lokoy ny sary avy eo.

1. ․․․․․

2. ․․․․․

3. ․․․․․

[Kisary]

(Jereo ny gazety)

IARAHA-MIDINIKA:

Tian’ny ray aman-dreniny hanao inona i Samoela, eo amin’ny fiainany? Ahoana no nitahian’i Jehovah an’i Samoela?

Vakio ny 1 Samoela 3:19-21.

Afaka miezaka ny hanao inona koa ianao mba hiderana an’i Jehovah?

Vakio ny Mpitoriteny 12:13; 1 Timoty 4:6-8, 12, 13.

ATAON’NY MPIANAKAVY:

Asaivo manao anjaran’olona iray ao amin’ilay tantara eo ambony ny olona iray. Tsy miteny izy fa manao fihetsika fotsiny. Tokony hiezaka hamantatra an’ilay olona ny ambiny.

Angony ary Ianaro

Hetezo, aforeto, ary tehirizo

KARATRA ARA-BAIBOLY 14 SAMOELA

FANONTANIANA

A. I ․․․․․ sy ․․․․․ no anaran’ny ray aman-drenin’i Samoela.

B. Boky inona ao amin’ny Baiboly no nasain’i Jehovah nosoratan’i Samoela?

D. Fenoy ity voalazan’ny Baiboly ity: “Nihalehibe teo anatrehan’i Jehovah . . .”

[Tabilao]

4026 Talohan’i Kristy (T.K.) Taona 1 98

Noforonina i Adama Niaina tamin’ny 1100 Vita ny

T.K. tany ho any fanoratana ny Baiboly

[Sarintany]

Teraka tany Rama ary nifindra tany Silo

Rama

Silo

Jerosalema

SAMOELA

MOMBA AZY

‘Nampindramin’ny’ ray aman-dreniny an’i Jehovah izy, ary mbola kely dia efa nampirisihin’izy ireo hanompo an’Andriamanitra mandritra ny androm-piainany. (1 Samoela 1:24, 28) Nahita mpisorona nanararaotra ny hafa izy nefa tsy nivadika mihitsy, nanao ny marina, ary be herim-po.—1 Samoela 2:22-26; 3:18, 19; 12:2-5, 17, 18.

VALINY

A. Elkana, Hana.—1 Samoela 1:19, 20.

B. Mpitsara, Rota, ary ampahany amin’ny Samoela Voalohany.

D. “. . . i Samoela zaza.”—1 Samoela 2:21.

Olona sy Tany

4. Oskar sy Saskia no anaranay, 10 taona sy 7 taona izahay, ary mipetraka atỳ Estonia. Firy eo ho eo ny Vavolombelon’i Jehovah atỳ Estonia: 2 400, sa 4 200, sa 6 800?

5. Aiza amin’ireo teboka ireo no mampiseho ny atỳ aminay? Ataovy anaty boribory izany. Asio teboka eo amin’izay misy anao, ary jereo ny elanelan’ny misy anao sy Estonia.

A

B

D

E

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireo sary ireo. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

Raha te hanao pirinty an’ireo “Natao Hodinihin’ny Mpianakavy” ianao, dia jereo ireo Mifohaza! ao amin’ny www.pr418.com

● Any amin’ny pejy 11 ny valin’ny “NATAO HODINIHIN’NY MPIANAKAVY”

VALIN’NY PEJY 30 SY 31

1. Ombilahy atao fanatitra.

2. Lafarinina.

3. Siny misy divay.

4. 4 200.

5. B.