Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

Inona no Tsy Itovizany?

Inona no zavatra telo tsy mampitovy ny sary A sy B? Soraty eo ambany ny valin-teninao, ary lokoy ny sary.

Vakio ny 1 Samoela 16:1-3, 6-13.

1. ․․․․․

2. ․․․․․

3. ․․․․․

4. Iza no sary marina, ilay A sa ilay B?

IARAHA-MIDINIKA:

Inona no jeren’i Jehovah rehefa mandinika ny olona izy? Inona no tian’ny Baiboly holazaina amin’ny hoe ‘mijery ny fo i Jehovah’?

Vakio ny Jeremia 17:10.

Zava-dehibe amin’i Jehovah ve ny paozintsika?

Vakio ny Ohabolana 11:22; 31:30; 1 Petera 3:3, 4.

Inona no toetra tokony hanananao mba ho tsara tarehy eo imason’i Jehovah ianao?

Vakio ny Lioka 10:27; 2 Petera 1:5-8.

ATAON’NY MPIANAKAVY

Vakio ny Galatianina 5:22, 23. Soraty tsirairay amin’ny taratasy samihafa ireo toetra sivy ao. Mifidiana olona iray ary apetaho ao andamosiny ny taratasy iray. Aza atao hitany ilay izy, fa asaivo fantariny. Tokony hametraka fanontaniana izy fa ny ambiny kosa mamaly ny fanontaniany. Eny na tsia ihany ny valin-teny azo omena azy.

Angony ary Ianaro

Hetezo, aforeto, ary tehirizo

KARATRA ARA-BAIBOLY 15 DAVIDA

FANONTANIANA

A. Samy teraka taiza i Davida sy Jesosy?

B. ․․․․․ no asan’i Davida tamin’izy mbola tovolahy, ary be herim-po izy ka namono ․․․․․ iray sy ․․․․․ iray.

D. Fenoy ity tenin’i Davida ity: “Ary ianao, ry Solomona zanako, fantaro...”

[Tabilao]

4026 Talohan’i Kristy (T.K.) Taona 1 98

Noforonina i Adama Niaina tamin’ny 1000 Vita ny fanora-

T.K. tany ho any tana ny Baiboly

[Sarintany]

Niala tao Betlehema ary nankany Jerosalema

Betlehema

Jerosalema

Niady tamin’i Goliata teo amin’ny lemaka ivan’i Elaha.—1 Samoela 17:2

Lemaka ivan’i Elaha

DAVIDA

MOMBA AZY

Zanak’i Jese izy ary mpanjaka faharoa teo amin’ny Israely. Mpamoron-kira sy mpitendry zavamaneno tena mahay izy ary nanoratra salamo 73 mahery. Nanetry tena izy ka nitady ny tari-dalan’i Jehovah. (1 Samoela 23:2; 30:8; 2 Samoela 2:1) Nantsoin’i Jehovah hoe ‘lehilahy sitraky ny fony’ i Davida.—Asan’ny Apostoly 13:22.

VALINY

A. Betlehema (any Jodia).—Jaona 7:42.

B. Mpiandry ondry, liona, orsa.—1 Samoela 17:34, 35; Salamo 78:70, 71.

D. “... ilay Andriamanitry ny rainao, ka manompoa azy amin’ny fo manontolo.”—1 Tantara 28:9.

Olona sy Tany

5. Olivia no anarako, 6 taona aho, ary mipetraka atỳ Indonezia. Firy eo ho eo ny Vavolombelon’i Jehovah atỳ Indonezia: 22 300, sa 42 800, sa 63 900?

6. Aiza amin’ireo teboka ireo no mampiseho ny atỳ aminay? Ataovy anaty boribory izany. Asio teboka eo amin’izay misy anao, ary jereo ny elanelan’ny misy anao sy Indonezia.

A

B

D

E

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireo sary ireo. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

Raha te hanao pirinty an’ireo “Natao Hodinihin’ny Mpianakavy” ianao, dia jereo ireo Mifohaza! ao amin’ny www.pr418.com

● Any amin’ny pejy 22 ny valin’ny “NATAO HODINIHIN’NY MPIANAKAVY”

VALIN’NY PEJY 30 SY 31

1. Osy no eo amin’ny sary iray fa ombivavy kosa no eo amin’ny iray.

2. Misy ankizivavy eo amin’ny sary iray fa tsy misy ny iray.

3. Siny hoditra no eo amin’ny sary iray fa tandroka misy menaka no eo amin’ny iray.

4. B.

5. 22 300.

6. E.