Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

Inona no Diso eo Amin’io Sary Io?

Vakio ny Jaona 2:13-17. Inona no zavatra efatra diso eo amin’io sary io? Soraty eo ambany ny valin-teninao, ary lokoy ny sary.

1. ․․․․․

2. ․․․․․

3. ․․․․․

4. ․․․․․

IARAHA-MIDINIKA:

Nahoana i Jesosy no nandroaka an’ireo olona ireo hiala tao amin’ny tempoly?

Vakio ny Marka 11:17.

Nahoana ny olona no tsy tokony ho nividy sy nivarotra tao amin’ny tempoly?

Vakio ny 2 Korintianina 2:17.

Raha te hampifaly an’i Jehovah isika, inona no tokony ho antony anompoantsika azy?

Vakio ny Matio 22:36-40; 1 Petera 5:2.

ATAON’NY MPIANAKAVY:

Soraty amin’ny taratasy na ataovy sary ny asa iray tianao hatao mba hampisehoana fa tena tia an’i Jehovah sy ny olona ianao, fa tsy tia tena. Asehoy amin’ny ao an-trano izany avy eo, ary diniho hoe rahoviana ianareo no hiaraka hanao an’ilay izy.

Angony ary Ianaro

Hetezo, aforeto, ary tehirizo

KARATRA ARA-BAIBOLY 16 TIMOTY

FANONTANIANA

A. Fenoy ny banga: Mbola ․․․․․ i Timoty dia efa nampianarin’i ․․․․․ reniny sy ․․․․․ renibeny ny “Soratra Masina.”

B. Inona ilay asa manokana nasaina nataon’i Timoty ary nekeny?

D. Hoy i Paoly momba an’i Timoty: “Tahaka ny anompoan’ny zanaka ny rainy mantsy no...”

[Tabilao]

4026 Talohan’i Kristy Taona 1 98

Noforonina i Adama Niaina tamin’ny Vita ny fanoratana

taonjato voalohany ny Baiboly

[Sarintany]

Nipetraka tao Lystra. Tsara laza teo amin’ireo rahalahy tao Ikonioma koa izy

Lystra

Ikonioma

Jerosalema

TIMOTY

MOMBA AZY

“Modely ho an’ny olona tsy mivadika [izy], eo amin’ny teny sy ny fitondran-tena sy ny fitiavana sy ny finoana ary ny fahadiovam-pitondran-tena”, na dia tsy Kristianina aza ny rainy. (1 Timoty 4:12) Nampihatra an’ity torohevitry ny Baiboly ity izy: ‘Zaro foana ny tenanao hanana fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra.’ (1 Timoty 4:7) Nanampy ny apostoly Paoly nandritra ny 15 taona teo ho eo i Timoty.

VALINY

A. Zazakely, Eonika, Loisa.—2 Timoty 1:5; 3:14, 15.

B. Hanao dia lavitra sy hanompo miaraka amin’ny apostoly Paoly.—Asan’ny Apostoly 16:1-5.

D. “... nanompoany ahy teo amin’ny fampandrosoana ny vaovao tsara.”—Filipianina 2:22.

Olona sy Tany

5. Gabriela sy Raul no anaranay, 6 taona sy 9 taona izahay, ary mipetraka atỳ Brezila. Firy eo ho eo ny Vavolombelon’i Jehovah atỳ Brezila: 467 000, sa 607 000, sa 720 000?

6. Aiza amin’ireo teboka ireo no mampiseho ny atỳ aminay? Ataovy anaty boribory izany. Asio teboka eo amin’izay misy anao, ary jereo ny elanelan’ny misy anao sy Brezila.

A

B

D

E

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireo sary ireo. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

Raha te hanao pirinty an’ireo “Natao Hodinihin’ny Mpianakavy” ianao, dia jereo ireo Mifohaza! ao amin’ny www.pr418.com

● Any amin’ny pejy 25 ny valin’ny “NATAO HODINIHIN’NY MPIANAKAVY”

VALIN’NY PEJY 30 SY 31

1. Karavasy no nampiasain’i Jesosy fa tsy sabatra.

2. Omby sy ondry no namidin’ireo lehilahy fa tsy kisoa.

3. Voromailala no namidin’ireo lehilahy fa tsy vorondolo.

4. Vola madinika no teny amin’ireo mpanakalo vola fa tsy vola taratasy.

5. 720 000.

6. D.