Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

INONA NO IANARANTSIKA AVY AMIN’I ... Adama sy Eva?

NISY FOTOANA VE IANAO TE HAKA ZAVATRA TSY ANAO?

• Lokoy ny sary. • Vakio ireo andinin-tenin’ny Baiboly, hazavao, ary soraty izay tenenin’ireo ao amin’ilay tantara. • Tadiavo ireto: 1) Sokatra sy 2) sahona.

GENESISY 2:16

GENESISY 2:17

GENESISY 3:4 ․․․․․

GENESISY 3:6

NANONTANIAN’ANDRIAMANITRA IZY IREO RAHA NIHINANA TAMIN’ILAY HAZO.—GENESISY 3:11

GENESISY 3:12 ․․․․․

GENESISY 3:13 ․․․․․

NANGALATRA ZAVATRA AN’ANDRIAMANITRA I ADAMA SY EVA KA NOROAHINA TAO AMIN’ILAY ZARIDAINA ARY MATY TATỲ AORIANA.—GENESISY 3:14-24

Nahoana i Adama sy Eva no tokony ho nanome voninahitra an’Andriamanitra sy nankatò azy?

Apokalypsy 4:11.

Inona no vokany rehefa nangalatra izy ireo?

Romanina 5:12.

Inona no ianaranao avy amin’io tantara io?

Ahoana ny Hevitrao?

Iza no nampiteny an’ilay bibilava?

Apokalypsy 12:9.

Angony ary Ianaro

Hetezo, aforeto, ary tehirizo

KARATRA ARA-BAIBOLY 18 JOSIA

FANONTANIANA

A. Lasa mpanjaka i Josia tamin’izy ․․․․․ taona ary nanjaka nandritra ny ․․․․․ taona izy.

B. Iza ireo mpaminany roa nanampy an’i Josia hanana toetra tsara?

D. Nahita inona tao amin’ny tempoly ny mpisorona rehefa nasain’i Josia nanamboatra ny ‘tranon’i Jehovah’ ireo mpiasa?

[Tabilao]

4026 T.K. Taona 1 98

Noforonina i Adama Niaina tamin’ny Vita ny fanoratana

650 T.K. tany ho any ny Baiboly

[Sarintany]

Nopotehiny ny sary sokitra tao amin’ireo tanàna ireo.—2 Tantara 34:6, 7.

Naftaly

Manase

Efraima

Simeona

JOSIA

MOMBA AZY

“Nanao izay mahitsy teo imason’i Jehovah izy”, na dia ratsy fanahy aza i Amona rainy. (2 Tantara 34:2) Naleony nihaino an’ireo tia an’Andriamanitra toy izay nihaino an’ireo naman-dratsy. Nankasitrahan’Andriamanitra izy satria nanetry tena sy tia ny fivavahana marina.—2 Mpanjaka 22:19; 23:24, 25.

VALINY

A. 8, 31.—2 Tantara 34:1.

B. Jeremia sy Zefania.—Jeremia 1:1, 2; Zefania 1:1.

D. “Ny boky misy ny lalàn’i Jehovah” nosoratan’i Mosesy.—2 Tantara 34:14-18.

Olona sy Tany

3. Sash sy Rosette no anaranay, 9 taona sy 8 taona izahay, ary mipetraka atỳ Rwanda. Firy eo ho eo ny Vavolombelon’i Jehovah atỳ Rwanda: 19 000, sa 47 500, sa 77 500?

4. Aiza amin’ireo teboka ireo no mampiseho ny atỳ aminay? Ataovy anaty boribory izany. Asio teboka eo amin’izay misy anao, ary jereo ny elanelan’ny misy anao sy Rwanda.

A

B

D

E

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireo sary ireo. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

Raha te hanao pirinty an’ireo “Natao Hodinihin’ny Mpianakavy” ianao, dia jereo ireo Mifohaza! ao amin’ny www.pr418.com

● Any amin’ny pejy 10 ny valin’ny “NATAO HODINIHIN’NY MPIANAKAVY”

VALIN’NY PEJY 30 SY 31

1. Sokatra eo amin’ny sary 6.

2. Sahona eo amin’ny sary 1.

3. 19 000.

4. B.