Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hohavaozina ny Tany—Hahita Izany ve Ianao?

Hohavaozina ny Tany—Hahita Izany ve Ianao?

Hohavaozina ny Tany—Hahita Izany ve Ianao?

● Noresahina tany am-piandohan’ity gazety ity fa maniry fiainana tsara kokoa ny olona eran-tany. Mba hitranga ihany ve izany?

Mino ny Vavolombelon’i Jehovah, izay mamoaka an’ity gazety ity, fa afaka manampy antsika hahafantatra ny hoavy ny Baiboly. Io ihany mantsy no boky masina miresaka ny tantaran’ny olombelona hatramin’ny voalohany. Resahiny koa hoe hanao ahoana ny hoavy. Tsy hoavy manjombona hoatran’ny eritreretin’ny maro anefa izany.

Raha te hahazo fanazavana fanampiny ianao, dia jereo ny boky Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? Navoakan’ny Vavolombelon’i Jehovah izy io, ary misy amin’ny fiteny 244.

□ Mba andefaso ilay boky voalaza eo aho.

□ Mba andefaso olona aho hampianatra Baiboly ahy maimaim-poana atỳ an-tranoko.