Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Boky Hanampy Anao Handray Soa Amin’ny Fianarana

Boky Hanampy Anao Handray Soa Amin’ny Fianarana

● Inona no hataoko fa miferinaina be aho?

● Ahoana no ahafahako manatsara ny naotiko?

● Inona no hataoko fa tsy tiako ny mpampianatra anay?

● Ahoana no hanatratrarako ny tanjoko?

Ireo no sasany amin’ireo hevitra resahin’ny boky Manontany ny Tanora—Torohevitra Mahasoa, Boky Voalohany sy Faharoa.

Ho hitanao ao amin’ireo boky ireo koa ny torohevitry ny Baiboly momba ny namana sy ny fihetseham-po ary ny fifandraisana amin’ny ankizilahy na ankizivavy.

Raha te hanafatra azy io ianao, dia fenoy ilay tapakila eto ambany ary alefaso any amin’ny iray amin’ireo adiresy ao amin’ny pejy 5 amin’ity gazety ity.

□ Mba andefaso an’ilay boky Manontany ny Tanora, Boky Voalohany, aho.

□ Mba andefaso an’ilay boky Manontany ny Tanora, Boky Faharoa, aho.

□ Mba andefaso olona aho hampianatra Baiboly ahy maimaim-poana atỳ an-tranoko.