Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

INONA NO IANARANTSIKA AVY AMIN’I ... Noa?

EFA NIERITRERITRA VE IANAO HOE TENA ILAINA NY MANKATÒ AN’ANDRIAMANITRA?

• Lokoy ny sary. • Vakio ireo andinin-tenin’ny Baiboly, fintino, ary fenoy ny banga. • Tadiavo ireto: (1) tohatra sy (2) tranon-kala.

Nahoana i Noa no tena nila nankatò an’Andriamanitra?

Vakio ny Jeremia 7:23; 2 Petera 2:5.

Inona no hanampy anao hankatò an’Andriamanitra?

Vakio ny 1 Tantara 28:9; Isaia 48:17, 18; 1 Jaona 5:3.

Inona no ianarantsika avy amin’io fitantarana io?

Ahoana ny hevitrao?

Iza koa no tokony hankatoavinao raha mankatò an’Andriamanitra ianao?

Vakio ny Efesianina 6:1-3; Hebreo 13:7, 17.

Angony ary Ianaro

KARATRA ARA-BAIBOLY 22 NEHEMIA

FANONTANIANA

  1. A. ․․․․․ ․․․․․ ․․․․․ mpanjaka persianina, i Nehemia.

  2. B. Inona no dikan’ilay anarana hoe Nehemia?

  3. D. Nivavaka i Nehemia hoe: “Mba tsarovy aho ry Andriamanitro ô, ․․․․․.”

VALINY

  1. A. Mpandroso zava-pisotron’i Artaksersesy.—Nehemia 1:11; 2:1.

  2. B. “Mampionona i Jehovah.”

  3. D. “... ka aoka hahazo sitraka aminao.”—Nehemia 13:31.

Olona sy Tany

Taonga sy Mwelwa no anaranay, 6 taona sy 8 taona izahay, ary mipetraka atỳ Zambia. Firy eo ho eo ny Vavolombelon’i Jehovah atỳ aminay: 90 000, sa 152 000, sa 196 000?

Aiza amin’ireo teboka ireo no mampiseho ny atỳ aminay? Ataovy anaty boribory izany. Asio teboka eo amin’izay misy anao, ary jereo ny elanelan’ny misy anao sy Zambia.

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireo sary ireo. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

 

VALIN’NY

  1. Eo amin’ny sary 3 ny tohatra.

  2. Eo amin’ny sary 2 ny tranon-kala.

  3. 152 000.

  4. D.