MIFOHAZA! Febroary 2013 | Inona no Mitranga Amin’ny Mpifindra Monina?

Inona no olana atrehin’ny mpifindra monina, rehefa tonga any amin’ny tany tiany haleha?

Topy Maso Eran-tany

Fantaro ireo vaovao mahaliana eran-tany.

HO AN’NY FIANAKAVIANA

Miezaha mba Tsy Hifamaly

Mifamaly foana ve ianareo mivady? Fantaro ireo toro lalan’​ny Baiboly afaka manampy anareo.

MATOAN-DAHATSORATRA

Te Hanatsara Fiainana

Azo antoka ve fa hihatsara ny fiainanao sy ny an’​ny ankohonanao raha mankany andafy ianao?

FANADINADINANA

Miresaka ny Finoany Ilay Mpanao Robot

Mitantara ny antony tsy ninoany ny evolisiona intsony ny Profesora Massimo Tistarelli.

FIANARANA AVY TAMIN’NY LASA

Platon

Nahoana ny fampianaran’​i Platon no lasa anisan’​ny foto-pinoana kristianina?

FANTARO IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY

Ny Mahantra

Fantaro ny fomba iahian’​Andriamanitra ny mahantra.

NISY NAMORONA VE?

Ny Rambon’ny Androngo

Ahoana no ataon’ny karazan’androngo iray rehefa mitsambikina mankeny amin’ny rindrina?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Inona no Tokony ho Fantatro Momba ny SMS?

Mety hahatonga anao ho very namana sy ho ratsy laza ny SMS. Nahoana?

Ny Tantaran’i Jakoba sy Esao

Vakio ny tantaran’i Jakoba sy Esao, izay mpirahalahy nahavita nihavana indray.