MIFOHAZA! Desambra 2014 | Inona no Tokony ho Fantatrao Momba ny Aretin-tsaina?
Tena mampalahelo ny olona voan’ny aretin-tsaina. Maro amin’izy ireny anefa no tsy te hanatona dokotera. Nahoana?
MATOAN-DAHATSORATRA
Inona no Tokony ho Fantatrao Momba ny Aretin-tsaina?
Torohevitra sivy natao hanampiana ny olona manana aretin-tsaina.
Topy Maso Eran-tany
Loha hevitra: Sifodranomasina ela velona, farihy malaza efa ho ritra, ny andro mampihetsika aretim-po indrindra.
HO AN’NY FIANAKAVIANA
Mahaiza Mifandefitra
Ireto misy soso-kevitra 4 hanampy anareo mivady mba tsy hiady hevitra be, fa hiara-hitady vahaolana.
Gidro Kely Be Maso
Mahagaga fa ny mason’ilay gidro kely indray no ngeza noho ny atidohany!
FANADINADINANA
Manazava ny Finoany Ilay Manam-pahaizana Momba ny Kaonty
Nilaza ilay mpampianatra mpikaroka atao hoe Stephen Taylor, hoe tsy niditra fatiantoka mihitsy rehefa nianatra Baiboly fa nahazo tombony be aza.
Fanondroana ny Foto-kevitra Tamin’ny Mifohaza! 2014
Fanondroana an’ireo lahatsoratra rehetra tamin’ny Mifohaza! 2014. Arakaraka ny foto-kevitra no nandaharana azy.