MIFOHAZA! Septambra 2015 | Ahoana no Fiheveranao ny Vola?

Mety hiova hatramin’ny toetranao, raha manana fomba fijery diso momba ny vola ianao.

MATOAN-DAHATSORATRA

Ahoana no Fiheveranao ny Vola?

Misy fanontaniana fito ato hanampy anao handini-tena sao dia efa manana fomba fijery diso momba ny vola ianao.

TOPY MASO ERAN-TANY

Maresaka Momba An’i Moyen-Orient

Hita hoe marina ny fitantarana ao amin’ny Baiboly rehefa jerena ny zava-nisy tany Moyen-Orient, ilay toerana nisian’ny fandrosoana voalohany teto an-tany.

HO AN’NY FIANAKAVIANA

Mahaiza Miala Tsiny

Ahoana raha tsy izaho no diso?

FIANARANA AVY TAMIN’NY LASA

Hérodote

Nantsoina hoe “Rain’ny Tantara” izy, ary toa nolaniny hamitana boky iray ny androatokom-piainany.

TANY SY MPONINA

Fitsidihana An’i Nikaragoà

Ao ihany no ahitana ranomamy misy hazandrano fahita any an-dranomasina, toy ny antsantsa, trondro mivava-tsofa, ary bekapoka.

FANTARO IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY

Fahantrana

Afaka ny ho sambatra ve ny olona na dia mahantra fadiranovana aza?

NISY NAMORONA VE?

Zavamiaina Bitika Mandevona Solika

Voadion’izy ireo ve ny solika niraraka tao amin’ny Hoalan’i Meksika tamin’ny 2010?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Ny Hevitry ny Tanora Momba ny Vola

Inona no atao raha te hanangom-bola sy hitsitsy? Ato misy torohevitra.

Mba Mahaiza Mizara

Jereo amin’ity video ity fa mahafinaritra kokoa an’i Kaleba sy Sofia ny milalao rehefa mifampizara ry zareo.