NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Febroary 2025
Ho hitanao ato ny lahatsoratra hianarana ny 14 Aprily–4 Mey 2025.
LAHATSORATRA FIANARANA 6
Nahoana Isika no Tena Mankasitraka ny Famelan-kelok’i Jehovah?
Hianarana ny herinandron’ny 14-20 Aprily 2025.
LAHATSORATRA FIANARANA 7
Inona ny Soa Azonao Noho i Jehovah Mamela Heloka?
Hianarana ny herinandron’ny 21-27 Aprily 2025.
LAHATSORATRA FIANARANA 8
Ahoana no Anahafanao ny Famelan-kelok’i Jehovah?
Hianarana ny herinandron’ny 28 Aprily–4 Mey 2025.
TANTARAM-PIAINANA
“Tsy Irery Mihitsy Aho Hatramin’izay”
Nahoana i Angelito Balboa no matoky hoe tsy nandao azy mihitsy i Jehovah na dia betsaka aza ny zava-tsarotra natrehiny?
Aza Tia Tena Hoatran’ny Olona eo Amin’izao Tontolo Izao
Betsaka ny olona mieritreritra hoe tokony homena tombontsoa na zo manokana, na hoe tokony hohajahajaina be. Misy torolalan’ny Baiboly hanampy antsika hanalavitra an’izany toe-tsaina izany ato.
Miezaha mba ho Tena Namana
Asongadin’ny Baiboly hoe sarobidy ny tena namana afaka manampy amin’ny fotoan-tsarotra.
Fanontaniana Tsotra Azontsika Rehetra Apetraka
Mety hahazo mpianatra Baiboly be dia be ianao raha mametraka an’ilay fanontaniana tsotra nampiasain’i Mary.
Be Herim-po Rehefa ao Anatin’ny Sarotra
Inona no ianarantsika avy amin’ny herim-pon’i Jeremia sy Ebeda-meleka?