NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Janoary 2025

Ho hitanao ato ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 3 Martsa–6 Aprily 2025.

LAHATSORATRA FIANARANA 1

Omeo Voninahitra i Jehovah

Hianarana ny herinandron’ny 3-9 Martsa 2025.

LAHATSORATRA FIANARANA 2

Ry Lehilahy, Omeo Voninahitra ny Vadinareo

Hianarana ny herinandron’ny 10-16 Martsa 2025.

LAHATSORATRA FIANARANA 3

Ataovy Mampifaly An’i Jehovah ny Fanapahan-kevitrao

Hianarana ny herinandron’ny 17-23 Martsa 2025.

LAHATSORATRA FIANARANA 4

Inona no Ianarantsika avy Amin’ny Vidim-panavotana?

Hianarana ny herinandron’ny 24-30 Martsa 2025.

LAHATSORATRA FIANARANA 5

Inona ny Soa Azontsika Noho i Jehovah Tia Antsika?

Hianarana ny herinandron’ny 31 Martsa–6 Aprily 2025.

Manaova Sary mba Hitadidiana Hevitra

Betsaka ny zavatra ho tadidinao raha maka sary an-tsaina an’izay ianaranao ianao.