NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Oktobra 2024

Ho hitanao ato ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 9 Desambra 2024 ka hatramin’ny 5 Janoary 2025.

1924​—Zato Taona Lasa Izay

Sahy nanandrana zava-baovao ny Mpianatra ny Baiboly tamin’ny 1924 mba hitoriana foana ny vaovao tsara.

LAHATSORATRA FIANARANA 40

“Manasitrana An’ireo Torotoro Fo” i Jehovah

Hianarana ny herinandron’ny 9 ka hatramin’ny 15 Desambra 2024.

LAHATSORATRA FIANARANA 41

Lesona avy Amin’ireo 40 Andro Farany Nijanonan’i Jesosy Tetỳ An-tany

Hianarana ny herinandron’ny 16 ka hatramin’ny 22 Desambra 2024.

LAHATSORATRA FIANARANA 42

Asehoy hoe Ankasitrahanao Ireo ‘Lehilahy Natao Fanomezana’

Hianarana ny herinandron’ny 23 ka hatramin’ny 29 Desambra 2024.

LAHATSORATRA FIANARANA 43

Inona no Hanampy Anao Tsy Hisalasala?

Hianarana ny herinandron’ny 30 Desambra 2024 ka hatramin’ny 5 Janoary 2025.

Fantatrao Ve?

Ahoana no ahitana hoe zava-dehibe ny mozika tamin’ny andron’ny Israely?

Fanontanian’ny Mpamaky

Hoatran’ny ahoana ny haavon’ilay tilikambo fidirana mankao amin’ny tempolin’i Solomona?

Avereno Dinihina ny Hevi-dehibe

Efa nisy fotoana ve sarotra taminao ny nitadidy izay zavatra vao avy nianaranao? Inona no hanampy anao?