Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Efa Nieritreritra An’ireto ve Ianao?

Efa Nieritreritra An’ireto ve Ianao?
  • Raha tena tia antsika Andriamanitra, dia maninona no mbola tsy esoriny foana ny fijaliana?

  • Ahoana no ahalalana hoe andro farany izao?

  • Ahoana no ahalalana fa ho tanteraka ireo faminaniana momba ny Fanjakan’Andriamanitra?

  • Afaka manampy antsika hahay hanapa-kevitra ve ny Baiboly?

Atoron’ilay Mpamorona antsika ny valin’ireo fanontaniana ireo, satria tiany isika. Raha te hahita an’izany ianao dia midira ao amin’ny www.pr418.com/mg. Manampy ny olona hahalala an’izay ampianarin’ny Baiboly io tranonkala io.

Misy lahatsoratra, raki-peo, video, ary boky isan-karazany ao, anisan’izany ny Baiboly. Maimaim-poana daholo ireo.