Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Afaka Manampy Anao Izy Io

Afaka Manampy Anao Izy Io

Hitanao angamba hoe miorina amin’ny Baiboly ny torohevitra noresahina tato amin’ity gazety ity. Misy torohevitra mety tsara ao amin’ny Baiboly, mba hanampiana ny tsirairay eo anivon’ny fianakaviana. Manampy ny olona hisaina tsara sy hahay hanapa-kevitra ny toro lalana ao amin’izy io.—Ohabolana 1:1-4.

VALIANA AO KOA IREO FANONTANIANA MANAHIRAN-TSAINA, OHATRA HOE:

Ho hitanao ao amin’ny Baiboly ny valin’ireo fanontaniana ireo sy ny maro hafa. Jereo ilay video hoe Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly? Midira ao amin’ny jw.org/mg.