Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fampidirana

Fampidirana

Zavatra Enina Mila Ampianarina ny Ankizy

Tianao hanao ahoana ny zanakao rehefa lehibe?

  • Mahay mifehy tena

  • Manetry tena

  • Tsy mora kivy

  • Mahay mandray andraikitra

  • Matotra

  • Manao ny marina

Tsy tonga dia manana an’ireo toetra ireo ny zanakao fa mila ny fanampianao.

Hiresaka zavatra enina tokony hampianarinao ny zanakao ity gazety ity. Hanampy azy izany rehefa lehibe izy.