Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ao amin’ny internet

Ao amin’ny internet

VIDEO

KISARISARY

Inona no Hataoko fa Voafehifehy Be Aho?

Mieritreritra ianao hoe tokony hoentina hoatran’ny olon-dehibe amin’izay, nefa tsy manaiky an’izany ny ray aman-dreninao. Inona no azonao atao mba hatoky anao izy ireo?

(Jereo ao amin’ilay hoe FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > TANORA)

FAMPIANARAN’NY BAIBOLY

Avy Amin’iza ny Baiboly?

Tena azo antsoina hoe Tenin’Andriamanitra ve ny Baiboly nefa olona no nanoratra azy?

(Jereo ao amin’ilay hoe ZAVATRA MISY > VIDEO, ao amin’ilay sokajy hoe “Ny Baiboly”)