Fanondroana ny Foto-kevitra Tamin’ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! 2023
Aseho eto ny gazety misy an’ireo lahatsoratra
NY TILIKAMBO FIAMBENANA GAZETY FIANARANA
FANONTANIAN’NY MPAMAKY
Ahoana no nanazavana kokoa an’izay inoantsika momba ny anaran’i Jehovah sy ny zony hitondra? Aog.
Nahoana i Josefa sy Maria no nijanona tany Betlehema taorian’ny nahaterahan’i Jesosy? Jona
Nahoana ilay lehilahy nantsoina hoe “Ingahy” no nilaza fa ho “voa mafy” izy raha manambady an’i Rota? (Rota 4:1, 6), Mar.
Nihinana zavatra hafa ankoatra ny mana sy papelika ve ny Israelita tany an-tany efitra? Okt.
FANTATRAO VE?
Nahoana ireo biriky sy fomba fanamboarana biriky hita tao amin’ny tanànan’i Babylona efa rava no manamarina ny tantara ao amin’ny Baiboly? Jol.
FIAINANA SY TOETRA KRISTIANINA
Ahoana Raha Mijery Zavatra Vetaveta ny Vadinao, Aog.
Ampitovio Amin’ny An’Andriamanitra ny Fiheveranao ny Toaka, Des.
Nahatsapa ry Zareo hoe Tiana, Feb.
LAHATSORATRA FIANARANA
Afaka ny Hanatratra ny Tanjonao Ianao, Mey
Ahoana no Amalian’i Jehovah ny Vavaka Ataontsika? Mey
Ahoana no Hanatsaranao ny Vavaka Ataonao? Mey
Ampiasao ny Zavaboary mba Hampianarana ny Zanakao, Mar.
Ampitomboy Foana ny Fitiavanao, Jol.
“Aoka Ianareo Hisaina Tsara Foana sy Hiambina!” Feb.
Aza Avela ho Faty ny “Lelafo avy Amin’i Jah”, Mey
‘Aza Manaiky ho Voahozongozona na Hiovaova’, Jol.
Aza Manary Toky Rehefa ao Anatin’ny Sarotra, Nov.
Ento Izay Tsy Maintsy Entina, dia Alao ny Ambiny, Aog.
Fakafakao Tsara ny Tenin’Andriamanitra, Okt.
Fanomezan’Andriamanitra ny Aina ka Ankamamio, Feb.
Hahafantatra Kokoa An’i Jehovah Ianao Raha Mandinika ny Zavaboariny, Mar.
Hamaly ny Vavaka Ataoko ve i Jehovah? Nov.
‘Hanatanjaka Anao Izy’, Okt.
“Hitsangana ny Anadahinao”! Apr.
Ho eo Foana i Jehovah na dia Miovaova aza ny Fiainanao, Apr.
Ho Vitanao io, Hoatran’i Petera! Sept.
Inona no Hanampy Anao ho Vonona Hatao Batisa? Mar.
Inona no Ianarantsika avy Amin’ny Fahagagana Nataon’i Jesosy? Apr.
“Izany no Hahafantaran’ny Olona Rehetra fa Mpianatro Ianareo”, Mar.
Lesona avy Amin’ny Taratasy Roa Nosoratan’i Petera, Sept.
Mahaiza Mandanjalanja Hoatran’i Jehovah, Jol.
Mahasoa Foana ny Tahotra An’Andriamanitra, Jona
Malemy Fanahy Nefa Matanjaka, Sept.
Mampiharihary Momba An’ilay Nampanoratra Azy ny Baiboly, Feb.
Manampy Anao Hahomby i Jehovah, Jan.
Mandehana Foana Amin’ilay “Lalan’ny Fahamasinana”, Mey
Manome Antoka i Jehovah fa Hisy ny Paradisa, Nov.
Mianara avy Amin’i Daniela, Aog.
Mianara avy Amin’ny Faminanian’ny Baiboly, Aog.
Miantehera Amin’i Jehovah, Hoatran’i Samsona, Sept.
Miezaha Foana Hanam-paharetana, Aog.
Miezaha Hifampahery Mandritra ny Fivoriana, Apr.
Miezaha Hifankatia Be Foana, Nov.
Miezaha Hino Kokoa ny Fampanantenan’i Jehovah Tontolo Vaovao, Apr.
Mino sy Manao Zavatra ny Olo-marina, Des.
‘Miovà ka Havaozy ny Sainareo’, Jan.
Nahoana Ianao no Tokony Hatao Batisa? Mar.
Nahoana Isika no Tokony Hatahotra An’i Jehovah? Jona
“Ny Fitiavan’i Kristy no Manery Anay”, Jan.
Resy Lahatra Isika fa “Fahamarinana” ny Tenin’Andriamanitra, Jan.
Ry Anabavy Tanora, Miezaha Hihamatotra, Des.
Ry Anti-panahy, Mianara avy Amin’i Gideona, Jona
Ry Rahalahy Tanora, Miezaha Hihamatotra, Des.
Ry Tanora, Tianareo Hanao Ahoana ny Fiainanareo? Sept.
Tahin’i Jehovah ny Ezaka Ataontsika Hanatrehana Fahatsiarovana, Jan.
Te Handray Soa Kokoa ve Ianao Rehefa Mamaky Baiboly? Feb.
Tombontsoa ny Manompo ao Amin’ilay Tempoly Ara-panahy, Okt.
Tsy ho Diso Fanantenana Mihitsy Ianao! Des.
Vonona Foana ho Amin’ny Andron’i Jehovah, Jona
“Vonona Hankatò” ve Ianao? Okt.
Vonona ho Amin’ny Fahoriana Lehibe ve Ianao? Jol.
MBA ANDRAMO IZAO
Ampiasao Tsara Ilay hoe “Inona ny Vaovao?” (JW Library® sy jw.org), Mar.
Fantaro Izay Zava-dehibe Kokoa, Jol.
Ho An’ny Ankizy (jw.org), Sept.
Ianaro Tsianjery ny Hirantsika (jw.org), Nov.
Lahatsoratra Hafa ao Amin’ny Gazety Fianarana (JW Library®), Jona
Loharanon-kevitra ao Amin’ny FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon’i Jehovah ao Amin’ny Internet, Mey
Mandray Soa avy Amin’ny Fanazavana Andinin-teny ao Amin’ny Fitaovana Fikarohana, Apr.
Mitadiava Lahatsoratra teo Amin’ny Pejy Fandraisana (jw.org), Feb.
Mitadiava Vatosoa Ara-panahy Momba An’i Jehovah (Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah na Fitaovana Fikarohana), Aog.
Raha Te Haharaka ny Fanazavana Farany (Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah na Fitaovana Fikarohana), Okt.
Tantaram-piainan’ny Rahalahy sy Anabavintsika, Jan.
TANTARAM-PIAINANA
Betsaka ny Zavatra Tsara Tsy Nampoiziko sy Nianarako (R. Kesk), Jona
Hitako hoe Manam-pinoana ny Vahoakan’i Jehovah (R. Landis), Feb.
Nahazo Fitahiana Aho Satria Nisy Niahy (R. Reid), Jol.
Tsy Manana Ahiahy Aho Satria Matoky An’i Jehovah (I. Itajobi), Nov.
VAVOLOMBELON’I JEHOVAH
NY TILIKAMBO FIAMBENANA HO AN’NY BESINIMARO
Aretin-tsaina—Manampy ve ny Baiboly? No. 1
MIFOHAZA!
Ahoana no Hiafaran’ity Tanintsika Ity? Mbola Misy Azo Antenaina, No. 1