Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fampidirana

Fampidirana

Ahoana no ahalalanao ny mety sy ny tsy mety? Maro no miantehitra amin’ny feon’ny fieritreretany sy amin’izay fitsipika nampianarina azy. Misy indray manaraka an’izay heverin’ny olona fa mety fotsiny. Ary ianao? Inona no mitari-dalana anao rehefa hanapa-kevitra ny amin’izay mety sy tsy mety ianao? Azonao antoka ve fa hanampy anao sy ny fianakavianao hanana hoavy faran’izay tsara ny fanapahan-kevitrao?