NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Novambra 2024

Ho hitanao ato ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 6 Janoary ka hatramin’ny 2 Febroary 2025.

LAHATSORATRA FIANARANA 44

Ahoana no Iaretana ny Tsy Rariny?

Hianarana ny herinandron’ny 6 ka hatramin’ny 12 Janoary 2025.

LAHATSORATRA FIANARANA 45

Ny Hafatrafatr’ireo Lehilahy Tsy Nivadika

Hianarana ny herinandron’ny 13 ka hatramin’ny 19 Janoary 2025.

LAHATSORATRA FIANARANA 46

Ry Rahalahy, Miezaka ho Lasa Mpikarakara Fiangonana ve Ianareo?

Hianarana ny herinandron’ny 20 ka hatramin’ny 26 Janoary 2025.

LAHATSORATRA FIANARANA 47

Ry Rahalahy, Miezaka ho Lasa Anti-panahy ve Ianareo?

Hianarana ny herinandron’ny 27 Janoary ka hatramin’ny 2 Febroary 2025.

TANTARAM-PIAINANA

Nomen’i Jehovah Hery Izahay na Rehefa Nisy Ady na Tsia

Tantarain’i Paul sy Anne Crudass ny fomba nanampian’i Jehovah sy nanomezany hery azy mivady nandritra ny ady sy rehefa niatrika olana lehibe hafa ry zareo.

Inona no Hanampy Anao Hianatra Tsy Tapaka?

Soso-kevitra efatra hanampy anao hankafy mianatra samirery tsy tapaka.

Mitadiava Toerana Mety Tsara Ianarana

Soso-kevitra telo hanampy anao hifantoka kokoa rehefa mianatra.