NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Aprily 2019

Ho hitanao ao ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 3 Jona ka hatramin’ny 30 Jona 2019.

‘Tanterahinao Tsara’ ve ny Fanompoanao?

Inona no azontsika atao mba hahay hitory kokoa sy ho faly kokoa rehefa manompo?

Tahafo i Jesosy dia Hilamin-tsaina Foana Ianao

Afaka manampy antsika hilamin-tsaina foana ny zavatra telo nataon’i Jesosy, na dia rehefa miatrika ny mafy aza isika.

Mitandrema Amin’ireo Fanao Momba ny Maty

Tsy mifanaraka amin’ny Baiboly ny fombafomba sasany atao rehefa misy maty. Inona no hanampy antsika tsy hanao an’ireny?

Avelao Hanampy Anao Hanohitra ny Fanahy Ratsy i Jehovah

Inona avy no azontsika atao mba hahatohitra an’i Satana sy ny demonia?

TANTARAM-PIAINANA

Nahita An’ilay “Perla Iray Sarobidy” Izahay

Avy any Aostralia i Winston sy Pamela Payne. Nahafinaritra be ny fiainan-dry zareo, ary ho hitanao ato ny tantarany.

Fantatrao Ve?

Ahoana no natao taloha raha te handeha sambo?