NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Aogositra 2016

Ho hitanao ao ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 26 Septambra ka hatramin’ny 23 Oktobra 2016.

TANTARAM-PIAINANA

Tsapako hoe Mahasambatra ny Manome

Lasa tena tia manome ny tovolahy anglisy iray, ka nahatsiaro ho sambatra. Lasa misionera tany Porto Rico izy.

Nahoana i Jehovah no Namorona ny Fanambadiana?

Tena fanomezana avy amin’Andriamanitra ve ny fanambadiana?

Ahoana no Hananana Tokantrano Sambatra?

Hahita torohevitra tena tsara ianao ato.

Mitadiava Zava-tsarobidy Noho ny Volamena

Ho hitanao ato fa misy zavatra 3 itovian’ireo olona mazoto mianatra Baiboly sy ny mpitrandraka volamena.

Mila Mandroso Ara-panahy ve Ianao?

Ho hitanao ato izay azonao atao mba handrosoana ara-panahy.

Tsapanao ve hoe Ilaina ny Mampiofana ny Hafa?

Inona no tanjona tena tsara azonao ampirisihina an’ireo vaovao mba hotratrariny?

Fanontanian’ny Mpamaky

Nahoana no sarotiny be tamin’ilay hoe manasa tanana ny fahavalon’i Jesosy?

FANTARO NY TANTARANTSIKA

“Mahita Vokatra Aho ka Midera An’i Jehovah”

Tsy tena azon’ny Mpianatra ny Baiboly ny hoe tsy momba ny atsy na ny aroa nandritra ny Ady Lehibe I. Tsy nivadika anefa izy ireo ka nahita vokatra tsara.