NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Aprily 2016

Ho hitanao ao ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 30 Mey ka hatramin’ny 26 Jona 2016.

Toy ny Ando ve ny Hafatra Torinao?

Tianao halefaka sy hahafinaritra ary hanampy ny olona hahazo fiainana mandrakizay ve ny zavatra torinao?

Tian’i Jehovah ny Olona Manana Finoana

Inona no ianarantsika avy amin’ny tantaran’i Jefta sy ny zanany vavy?

Zavatra Tsara Foana ve no Saintsaininao?

Mety hahatonga olana ho antsika ny zavatra saintsainintsika na mety hanatsara ny fiainantsika.

‘Avelao Hamita ny Asany ny Fiaretana’

Nahoana no tena ilaina ny miaritra rehefa misy fitsapana? Ny modelin’iza avy no afaka manampy anao hiaritra?

Nahoana Isika no Tokony Hivory?

Misy vokany aminao sy amin’ny hafa ary amin’i Jehovah ny fanatrehana fivoriana. Nahoana?

TANTARAM-PIAINANA

Masera Lasa Nahalala An’Andriamanitra

Nahoana izy ireo no niala tany amin’ny masera sy niala tsy ho Katolika?

Aza Manohana An’ity Tontolo ity Mihitsy!

Inona avy no hanampy anao tsy hanaiky lembenana, raha misy manery anao hanohana an’ity tontolo ity?

Fanontanian’ny Mpamaky

Inona ilay “antoka” sy “tombo-kase” omen’Andriamanitra an’ireo Kristianina voahosotra?