NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Aprily 2018

Ho hitanao ao ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 4 Jona ka hatramin’ny 8 Jolay 2018.

Ahoana no Hahazoana ny Tena Fahafahana?

Te ho afaka amin’ny fampijaliana sy ny fanavakavahana ary ny fahantrana ny olona sasany. Misy indray mitaky ny fahafahany haneho hevitra sy hisafidy. Ahoana àry no hahazoana ny tena fahafahana?

Manompoa An’ilay Andriamanitra Manome Fahafahana

Manafaka antsika amin’inona ny fanahin’i Jehovah? Inona no tokony hotandremana rehefa mampiasa ny fahafahana ananantsika?

Ry Rahalahy Voatendry, Tahafo i Timoty

Toa natahotahotra i Timoty tamin’izy vao niara-niasa tamin’ny apostoly Paoly. Inona no azon’ny anti-panahy sy ny mpanampy amin’ny fanompoana ianarana avy amin’i Timoty?

Tahafo i Jehovah, Ilay Andriamanitra Mampahery Antsika

Mila fampaherezana foana ny vahoakan’i Jehovah hatramin’izay ka hatramin’izao.

Amin’izao Indrindra Isika no Tokony Hifampahery

Efa tena akaiky ny andron’i Jehovah. Tokony hieritreritra an’ireo mpiara-manompo amintsika isika, mba ho afaka hampahery azy ireo rehefa mila an’izany izy ireo.

Ry Tanora, Miezaka Hanatratra Tanjona Ara-panahy ve Ianareo?

Be dia be loatra ny zavatra azo atao eo amin’ny fiainana ka mety ho sarotra amin’ny tanora ny manapa-kevitra. Inona no hanampy azy ireo hanapa-kevitra tsara?

Fanontanian’ny Mpamaky

Nahoana no tsy azo atao ny maka zavatra navoakan’ny Vavolombelon’i Jehovah, dia mametraka an’izany any amin’ny tranonkala hafa na tranonkala fifaneraserana?

Fanontanian’ny Mpamaky

Nisy novana ny fomba nandikana ny Salamo 144 ao amin’ilay Baiboly Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao. Nahoana?