NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Aprily 2022

Ho hitanao ato ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 6 Jona ka hatramin’ny 3 Jolay 2022.

Nahazo Bisikoỳ ny Alikakeliko!

Mpivady manao fampirantiana, dia misy lehilahy mandalo. Tsy amin’ilay lehilahy ihany ry zareo no tsara fanahy, fa amin’ny alikakeliny koa. Dia inona no vokany?

Fanontanian’ny Mpamaky

Inona no lazain’ny Baiboly momba ny fianianana?

Fanontanian’ny Mpamaky

Raha misy Kristianina misaraka amin’ny vadiny noho ny antony tsy araka ny Soratra Masina ka manambady olon-kafa, dia ahoana no tokony hiheveran’ny fiangonana an’ilay fanambadiana teo aloha sy ilay fanambadiana vaovao?