Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fanondroana ny Foto-kevitra Tamin’ny Tilikambo Fiambenana 2016

Fanondroana ny Foto-kevitra Tamin’ny Tilikambo Fiambenana 2016

Aseho eto ny gazety misy an’ireo lahatsoratra

BAIBOLY

  • Lefèvre d’Étaples (mpandika teny), No. 6

  • Nahoana no Mbola Misy? No. 4

  • Toko sy Andininy, No. 2

FANONTANIAN’NY MPAMAKY

  • “Antoka” sy “tombo-kase” omena ny voahosotra (2Ko 1:21, 22), Apr.

  • Fampisehoana ny fifaliana rehefa misy olona voaray indray, Mey

  • Fanomezana na falimpo ho an’ny mpiasam-panjakana, Mey

  • Inona ilay “tenin’Andriamanitra”? (He 4:12), Sept.

  • Inona no nampihetsika ny rano tao amin’ny dobon’i Betesda? (Jn 5:7), Mey

  • Lehilahy mitondra fitoeran-dranomainty sy lehilahy enina mitondra fitaovam-piadiana (Ezk 9:2), Jona

  • Oviana ny vahoakan’i Jehovah no babo tao amin’i Babylona Lehibe? Mar.

  • Sampan-kazo roa natambatra mba ho lasa sampan-kazo iray (Ezk 37), Jolay

  • Sarotiny be tamin’ilay hoe manasa tanana (Mr 7:5), Aog.

  • Tena nentin’i Satana teny amin’ny tempoly ve i Jesosy? (Mt 4:5; Lk 4:9), Mar.

FIAINANA SY TOETRA KRISTIANINA

  • Aza Manahy Be Loatra! No. 1

  • Inona no Azonao Atao mba Hanampiana ny Fiangonanao? Mar.

  • Mahasoa ny Manao ny Marina Foana, No. 1

  • Miezaha Foana ho Faly Manompo An’i Jehovah, Feb.

  • Miezaha Hanana “Fahendrena” Foana, Okt.

  • Mivavaka any Amin’ny Toerana Masina, No. 2

  • Niaro ny Vaovao Tsara teo Anatrehan’ny Manam-pahefana, Sept.

  • Sarobidy Noho ny Diamondra (manao ny marina), Jona

  • Sarobidy Noho ny Volamena (fahendrena avy amin’Andriamanitra), Aog.

  • Tahafo ny Toe-tsain’ny Mpaminany, Mar.

  • Tena Hendry ny Olona Malemy Fanahy, Des.

  • Toy ny Ando ve ny Hafatra Torinao? Apr.

  • Tsy Misy Miraharaha ve Ianao? No. 1

  • Zavatra Tsara Foana ve no Saintsaininao? Apr.

JEHOVAH

  • Anarana, No. 3

  • “Aza Matahotra fa Hanampy Anao Aho”, Jolay

  • ‘Miahy Anao’ i Jehovah, Jona

JESOSY KRISTY

  • Iza no Rain’i Josefa? No. 3

  • Nahoana i Jesosy no Nijaly sy Maty? No. 2

  • Niavaka ny Fomba Nitondran’i Jesosy ny Boka, No. 4

LAHATSORATRA FIANARANA

  • Ahoana no Hananana Tokantrano Sambatra? Aog.

  • Ampio Hanana Finoana ny Zanakao, Sept.

  • Ankasitraho Ilay ‘Fanomezana Maimaim-poana Tsy Hay Lazaina’, Jan.

  • Ankasitraho ny Hatsaram-panahy Tsy Manam-paharoan’i Jehovah, Jolay

  • “Aoka Haharitra ny Fitiavanareo ny Rahalahy”, Jan.

  • Apetraho Amin’i Jehovah Daholo Izay Mampanahy Anao, Des.

  • Asehoy hoe Tena Mino ny Fampanantenan’i Jehovah Ianao, Okt.

  • Avelanao Hamolavola Anao ve i Jehovah? Jona

  • ‘Avelao Hamita ny Asany ny Fiaretana’, Apr.

  • “Aza Hadinoina ny Fitiavana Mandray Vahiny”, Okt.

  • Aza Manohana An’ity Tontolo ity Mihitsy! Apr.

  • “Aza Miraviravy Tanana”, Sept.

  • Aza Mivadika Mihitsy na dia Manao Fahadisoana Aza ny Hafa, Jona

  • Aza Variana Manangona Fananana, fa Katsaho Ilay Fanjakana, Jolay

  • Faly ve Ianao fa Mamolavola Anao i Jehovah? Jona

  • Hahazo “Fiainana sy Fiadanana” Izay ‘Mampifantoka ny Sainy Amin’ny Fanahy’, Des.

  • “I Jehovah Andriamanitsika dia Jehovah Iray Ihany”, Jona

  • Mahafaly Antsika ny Miara-miasa Amin’Andriamanitra, Jan.

  • Mamaly Soa An’izay Mitady Mafy Azy i Jehovah, Des.

  • ‘Mandehana, Ataovy Mpianatra ny Olona any Amin’ny Firenena Rehetra’, Mey

  • Mandray Soa Amin’ny Sakafo Ara-panahy Rehetra Omen’i Jehovah ve Ianao? Mey

  • Manome Voninahitra An’Andriamanitra ve ny Fiakanjonao? Sept.

  • Manompo any Amin’ny Fiangonana Miteny Vahiny ve Ianao? Okt.

  • “Mba Handeha Hiaraka Aminareo Izahay”, Jan.

  • Mbola Avelanao Hanova Anao ve ny Baiboly? Mey

  • Miady Mafy Foana ve Ianao mba Hotahin’i Jehovah? Sept.

  • Miezaha Foana Hampisy Firaisan-tsaina, Mar.

  • Miezaha Haneho Fitiavana Rehefa Mandamina Tsy Fifankahazoana, Mey

  • Mifampahereza Foana “Isan’andro”, Nov.

  • Mila Mandroso Ara-panahy ve Ianao? Aog.

  • Mitari-dalana Antsika Mankany Amin’ny Fiainana i Jehovah, Mar.

  • Nahoana i Jehovah no Namorona ny Fanambadiana? Aog.

  • Nahoana Isika no Tokony ‘Hiambina Hatrany’? Jolay

  • Nahoana Isika no Tokony Hivory? Apr.

  • Nahoana ny Vahoakan’i Jehovah no Voalamina Tsara? Nov.

  • Nantsoina Hiala Tamin’ny Maizina Isika, Nov.

  • Nantsoin’i Jehovah hoe ‘Namany’ Izy, Feb.

  • Niala tao Amin’ny Fivavahan-diso Izy Ireo, Nov.

  • Ny Fanahy sy ny Saintsika no Manaporofo fa Zanak’Andriamanitra Isika, Jan.

  • Porofoy hoe Tsy Mivadika Amin’i Jehovah Ianao, Feb.

  • Ry Tanora, Hatanjaho ny Finoanareo, Sept.

  • Ry Tanora, Miomana ho Amin’ny Batisa ve Ianao? Mar.

  • Ry Tanora, Vonona Hatao Batisa ve Ianao? Mar.

  • Tahafo Ireo Mpanompon’i Jehovah Tsy Nivadika, Feb.

  • Tahafo Ireo Nifandray Akaiky Tamin’i Jehovah, Feb.

  • Te Hahay Hanapa-kevitra ve Ianao? Mey

  • Tena Manaja ny Tenin’Andriamanitra ve Ianao? Nov.

  • Tena Mino ny Fampanantenan’i Jehovah ve Ianao? Okt.

  • Tena Tsara Fanahy i Jehovah ka Nanafaka Antsika, Des.

  • Tian’i Jehovah ny Olona Manana Finoana, Apr.

  • Torio ny Vaovao Tsara Momba ny Hatsaram-panahy Tsy Manam-paharoa, Jolay

  • Tsapanao ve hoe Ilaina ny Mampiofana ny Hafa? Aog.

LAHATSORATRA SAMIHAFA

  • Ampitahao Amin’ny Baiboly ny Zavatra Inoanao! No. 4

  • “An’i Jehovah ny Ady” (Davida), No. 5

  • Antony Nolazain’ny Mpitondra Fivavahana Jiosy fa Azo Isaraham-panambadiana, No. 4

  • Fahitana Momba ny Lanitra, No. 6

  • Horonam-boky Fahiny, No. 1

  • Ho Voaro Ianao Raha Mailo! No. 2

  • Inona avy no Navelan’ny Romanina Niandraiketan’ny Jiosy tany Jodia? Okt.

  • Inona no Ianarantsika avy Amin’ny Vorona? No. 6

  • Inona ny Fanjakan’Andriamanitra? No. 5

  • Iza Ireo “Lehiben’ny Mpisorona”? No. 1

  • Iza moa ny Devoly? No. 2

  • Iza no Tena Afaka Mampionona Anao? No. 5

  • Lamba sy Loko Fandokoana Lamba Taloha, No. 3

  • Mamaly ny Vavaka Rehetra ve Andriamanitra? No. 6

  • Manao Ahoana Isika Rehefa Maty? No. 1

  • Mety Mbola ho Foana ve ny Herisetra? No. 4

  • Nidonam-pahoriana ve Ianao? No. 3

  • Olona Namafy Tsimparifary Teny An-tanimbarin’olona, Okt.

  • Olona ve no Namorona ny Fivavahana? No. 4

  • Paozintsika Rehefa Mivavaka, No. 6

  • Tena Nisy ve ny Adin’i Davida sy Goliata? No. 5

  • Teny Kely Nisy Dikany Be! (“anaka”), Nov.

  • Tsy Maintsy Mpivavaka any Amin’ny Fivavahana Iray ve Ianao? No. 4

  • “Vonona Handeha Aho” (Rebeka), No. 3

MANOVA OLONA NY BAIBOLY

  • Lasa Nahay Nanaja Vehivavy Aho (J. Ehrenbogen), No. 3

  • Lavo Imbetsaka Aho (J. Mutke), No. 4

  • Mba Omeo Fiainana Milamina Aho (A. Broggio), No. 1

  • Tezi-dava Aho Sady Nahery Setra (A. De la Fuente), No. 5

TANTARAM-PIAINANA

  • Masera Lasa Nahalala An’Andriamanitra (F. sy A. Fernández), Apr.

  • Nampian’i Jehovah ka Nahavita Tsara ny Fanompoako (C. Robison), Feb.

  • Nandray ny Fahamarinana Aho na dia Bory Tanana Aza (B. Merten), No. 6

  • Niezaka Nanahaka An’ireo Modely Tsara (T. McLain), Okt.

  • ‘Tonga Zava-drehetra Amin’ny Karazan’olona Rehetra’ (D. Hopkinson), Des.

  • Tsapako hoe Mahasambatra ny Manome (R. Parkin), Aog.

VAVOLOMBELON’I JEHOVAH

  • “Asa Goavana” no Miandry Antsika (fanomezana), Nov.

  • Ilay Fiara Nalaza Be (Brezila), Feb.

  • “Iza no Nanankinana An’ilay Asa?” (fivoriambe, Cedar Point, Etazonia), Mey

  • Mahasoa ny Manaraka ny Tari-dalan’i Jehovah (tantara), Sept.

  • “Mahita Vokatra Aho ka Midera An’i Jehovah” (Alemaina, Ady Lehibe I), Aog.

  • Nahafoy Tena Izy Ireo: Ghana, Jolay

  • Nahafoy Tena Izy Ireo: Oseania, Jan.

  • “Ry Mpitory eto Grande-Bretagne, Mifohaza!!” (1937), Nov.