Fanondroana ny Foto-kevitra Tamin’ny Tilikambo Fiambenana 2017
Aseho eto ny gazety misy an’ireo lahatsoratra
BAIBOLY
FANONTANIAN’NY MPAMAKY
I Jehovah ‘tsy hamela anareo halaim-panahy mihoatra noho izay zakanareo’ (1Ko 10:13), Feb.
Izay nanan-jo ho lahimatoa ihany ve no razamben’ny Mesia? Des.
Mety ve ny manana basy mba hiarovan-tena amin’ny olona? Jolay
Mety ve ny mampiasa DIU raha araka ny Soratra Masina? Des.
Nahoana no tsy mitovy ny zavatra notantarain’i Matio sy Lioka momba ny fahazazan’i Jesosy? Aog.
FIAINANA SY TOETRA KRISTIANINA
Arovy ny Sainao, Jolay
Handray Soa Raha Tia Manome, No. 2
Miezaha Hifandamina ary Tandrovy ny Fihavanana, Jona
Natao ho An’ny Kristianina ve ny Krismasy? No. 6
Ny Tokony Hiheverana ny Fahadisoana, No. 6
Tena Namana Foana ve Ianao? Mar.
Toetra Faran’izay Tsara ny Fitiavana, Aog.
Tsy Mahazo Manambady ve ny Mpitondra Fivavahana? No. 2
JESOSY KRISTY
LAHATSORATRA FIANARANA
Ahoana no Azo Anampiana ny Ankizy Vahiny? Mey
Ampio ‘Hanompo An’i Jehovah Amim-pifaliana’ Ireo Vahiny, Mey
Asehoy fa Manohana ny Zon’i Jehovah Hitondra Ianao, Jona
Ataonao Fialofanao ve i Jehovah? Nov.
Aza Avela Hihamangatsiaka ny Fitiavanao, Mey
Aza Avela Hisy Hahasakana Anao Tsy Hahazo ny Loka, Nov.
Aza Manaraka ny Fomba Fisainan’ity Tontolo Ity, Nov.
“Efao ny Voadinao”, Apr.
“Fanomezana Tonga Lafatra” avy any Amin’ny Ray ny Vidim-panavotana, Feb.
“Fantatro fa Hitsangana Izy”, Des.
Haharitra Mandrakizay ny Tenin’Andriamanitsika, Sept.
Handray Lesona avy Amin’izay Nitranga Fahiny ve Ianao? Mar.
“Hotanterahiny Anie ny Fikasanao Rehetra!” Jolay
Ho Tanteraka ny Fikasan’i Jehovah! Feb.
Ho Vitanao ny Hanetry Tena na dia Tsy Mora aza Izany, Jan.
Inona no Hanampy Antsika Hitafy ny Toetra Vaovao Foana? Aog.
Inona no Hanampy Antsika Tsy Hiverina Amin’ny Toetrantsika Taloha? Aog.
Inona no Tsy Hisy Intsony Rehefa Tonga ny Fanjakan’Andriamanitra? Apr.
Iza no Mitarika ny Vahoakan’Andriamanitra Ankehitriny? Feb.
Kalesy sy Satroboninahitra Miaro Anao, Okt.
‘Lehibe Lavitra Noho ny Eritreritra Rehetra ny Fiadanan’Andriamanitra’, Aog.
Mahasoa Antsika ny Fahitana Hitan’i Zakaria, Okt.
“Mahereza ... ka Ataovy Ilay Asa”, Sept.
“Mahery ny Tenin’Andriamanitra”, Sept.
Mampahery Antsika Foana i Jehovah na Inona na Inona Olana, Jona
Manahaka ny Fiheveran’i Jehovah ny Rariny ve Ianao? Apr.
Manàna Finoana ary Mahaiza Manapa-kevitra, Mar.
“Manantena Amin’Andriamanitra Aho”, Des.
Manao ny Rariny Foana Ilay “Mpitsara ny Tany Manontolo”, Apr.
Manaova ny Rariny ary Mamindrà fo toa An’i Jehovah, Nov.
Mankasitraka ny Fahafahana Omen’i Jehovah Anao ve Ianao? Jan.
Manompoa An’i Jehovah Amin’ny Fo Manontolo, Mar.
“Matokia An’i Jehovah ka Manaova ny Tsara”, Jan.
Mazoto Manolo-tena Hanompo An’i Jehovah ve Ianao? Apr.
“Miaraha Mitomany Amin’izay Mitomany”, Jolay
Miezaha Hahay Hangoraka toa An’i Jehovah, Sept.
Miezaha Hifehy Tena, Sept.
Mihirà Amin’ny Fo! Nov.
Mitarika ny Vahoakany i Jehovah, Feb.
Nahoana Isika no Tokony ‘Hidera An’i Jah’? Jolay
Nahoana no Ilaina ny Manetry Tena? Jan.
Omeo Andraikitra ny Lehilahy Mendri-pitokisana, Jan.
Omeo Voninahitra Izay Tokony Homena An’izany, Mar.
Ry Ray Aman-dreny, Ataovy Izay ‘Hampahahendry ny Zanakareo ho Amin’ny Famonjena’, Des.
Ry Tanora, ‘Miezaha Mafy Foana mba Hahazo Famonjena’, Des.
Sarobidy Aminao ve ny Harena Ara-panahy? Jona
Tadidio Foana hoe Inona no Tena Zava-dehibe, Jona
Tadiavo Ilay Tena Harena, Jolay
“Tia Ahy Mihoatra Noho ny Itiavanao An’iretsy ve Ianao?” Mey
‘Tia Amin’ny Atao sy ny Fahamarinana’, Okt.
‘Tsy Mitondra Fihavanana’ ny Fahamarinana fa ‘Mitondra Sabatra’, Okt.
Vonona Hiandry An’i Jehovah ve Ianao? Aog.
LAHATSORATRA SAMIHAFA
Anarana Misoratra eo Amin’ny Siny Iray, Mar.
“Andro Farany” ve Izao? No. 2
Aza Mifantoka Be Amin’ny Paozin’ny Olona, Jona
Mbola Hanjaka eto An-tany ve ny Rariny? No. 3
Fanomezana Tsara Indrindra, No. 6
Fomba Nitondran’ny Olona Afo Fahiny, Jan.
Ho Foana ve ny Fanandevozana? No. 2
“Hotahina Anie ny Fahendrenao” (Abigaila), Jona
Ilay Litera Kely Indrindra, No. 4
Inona moa ny Hara-magedona? No. 6
Inona no Ampianarin’ny Baiboly Momba ny Fiainana sy ny Fahafatesana? No. 4
Inona no Nahatonga An’i Jesosy Hilaza hoe Tsy Mety ny Mianiana? Okt.
“Jiolahy” ve Ireo Nivarotra tao Amin’ny Tempoly? Jona
Josefa avy any Arimatia, Okt.
Mahatonga Antsika Hijaly, No. 1
Mbola Hiadana Ihany ve ny Olona? No. 5
Misy Havanao Marary Efa ho Faty Ve? No. 4
Mpitaingin-tsoavaly Efatra, No. 3
“Nahazo Sitraka Tamin’Andriamanitra” (Enoka), No. 1
Nanampy An’ireo Rahalahy i Gaio, Mey
Nantsoin’Andriamanitra hoe “Andriambavy” (Saraha), No. 5
Nofinofy Fotsiny ve ny Paradisa An-tany? No. 4
Tena Misy ve ny Anjely? No. 5
Tsy Hanahy Be Loatra, No. 4
“Vehivavy Tsara Tarehy Ianao” (Saraha), No. 3
MANOVA OLONA NY BAIBOLY
TANTARAM-PIAINANA
Mahavita Mampianatra Aho na dia Marenina Aza (W. Markin), Mey
Nahasoa Ahy ny Niaraka Tamin’ny Hendry (W. Samuelson), Mar.
Nandao ny Zava-drehetra Aho mba Hanarahana ny Tompo (F. Fajardo), Des.
Naneho Hatsaram-panahy Tsy Manam-paharoa Taminay Foana i Jehovah (D. Guest), Feb.
Notahin’i Jehovah Izahay Satria Tsy Nivadika Mihitsy (P. Sivulsky), Aog.
Sambatra Aho Niara-niasa Tamin’ny Olona Tena Tia An’i Jehovah (D. Sinclair), Sept.
Tahin’i Jehovah Izay Manaiky ny Asa Ampanaoviny (O. Matthews), Okt.
Te ho Miaramilan’i Kristy Foana Aho (D. Psarras), Apr.
VAVOLOMBELON’I JEHOVAH
“Hovalian-tsoa ny Olona Malala-tanana” (fanomezana), Nov.
‘Lasa Be Zotom-po sy Be Fitiavana’ (fivoriambe tamin’ny 1922), Mey
Mahafaly ny Manana Fiainana Tsotra, Mey
Nahafoy Tena Izy Ireo (anabavy mpitovo), Jan.
Nahafoy Tena Izy Ireo: Torkia, Jolay
Nanehoana Hatsaram-panahy, Okt.
“Na Ratsy ny Lalana na Lavitra Be” (Aostralia), Feb.
“Rahoviana Indray no Misy Fivoriambe E?” (Meksika), Aog.
Tamana Tsara ao Amin’ny Fiangonana Nifindranao, Nov.